Tiana

1. Herinjaka ( 12/08/2005 11:59)
:D
nivoaka ary efa mandeha @ ireo fahitalavitra misy eto amintsika ny rakitsary an'i Tiana,ilay fantatsika à ilay hira maro malaza ary anisan'izany "Laisse pà mwwoin là" ,ilay rakitsary kosa dia nalaina avy tao @ ilay horonampeo farany izay navoakany 3 volana lasa izay tany La Réunion dia nampitondriny ny lohateny hoe "AZA ELA FIDONA",mahafinaritra io ary ankafizo.
novalian'i fijo ny 23/08/2005 20:00
2. fafa ( 12/08/2005 12:11)
De milay ve?
3. fijo ( 15/08/2005 21:08)
tsy hay le tiana e
4. fafa ( 18/08/2005 05:54)
Tiana le mpihira malagasy iny e! mipetraka any La Réunion any ngamba izy iny!
Efa nisy fotoana nandalovany taty France kah!
5. fijo ( 18/08/2005 19:59)
hay le fohy kely iry???? hira sega foana ny azy.
6. fafa ( 19/08/2005 07:32)
hay ve fantatrao ihany kosa e!? hi hi! tsy tian'i Toi ngah izy iny?
7. chipie1 ( 19/08/2005 10:06)
fangah tsy le oe "miharina" ny lohatenin'ilay 3 album e ?
8. fafa ( 19/08/2005 10:24)
ie! zay mihintsy
9. fijo ( 22/08/2005 20:53)
fafa,tsy dia voako loatra aloha e.efa taty marseille izy tamin'ny juin fa tsy dia namely loatra.
10. fafa ( 23/08/2005 06:30)
fijo> hay vao haingana izany? izy ko tsy mankaty Dago mihintsy ka tsy de fantatro firy ze zvt vaovao nataony e! ny clip no tsindraindray mande @ TV! Any La Réunion any izy no mipetraka satria ko réunionnais ny manager-ny! de asa izy raha efa salama tsara fa voan'ny leucémie mantsy izy teo fa efa sitrana ngambany de zao manomboka miseho tsikelikely ndray
11. fijo ( 23/08/2005 20:00)
kay ,be fihetsiketsehana be izy taty ko.fa tsy voako e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1415