vaovao lehibe 2007

1. nygasy ( 09/08/2005 22:58)
ho avy ny messie hitondra miakatra ho tsara kokoa ara-drafitra sy ara-tsaina ny tanindrazantsika lazao ny havana amantsakaiza fa am-pamendreana sy am-pilaminana no hitondrana ny famindra Izay iray manana famindra soa sy hay fanentanana mendrika indrindra
io messie io dia hamoaka boky (teny frantsay sy teny gasy) tsy ho ela manazava ny antony tena nahalavo (analyse diagnostic)ny tanindrazantsika malagasy 1960/2006 ary dia manolotra ny vahaolany ny hay fijeriny ny soa mitambatra sy ny programany mifanentana amin\'izany hayfanavoitra izany.Isika izay hifidy mpanara-baovao samy mitsara
Ianareo izay hilatsaka ho fidina kosa dia mivonona tsara tsy misy manao anjorony fa sahy mifanatrika aminy imasombahoaka TV radio samy mampiseo ny hayfahamantarany (analyse diagnostic) ny nahalavo izay vao manaporofo ny mahamarimpototra ampamendreana ny programany :ny vahoaka eo hitsara. Demokrasia fa tsy tsena ny fifidianan ka tsy amidy toa entambarotra tsy hisy intsony ny enga anie fa samy hahita isika fa hisy fiovana SOA goavana ampamendreana entin\'io messie io sady malagsy tia tanindrazana izy no mpanentana hay fampivoarana ka izaho aloha no nitondra ny teniny.Faranantsika tsy hisy intsony ny 46 taona fifidianana lonaka tanaty fifanjevona nahamenatrolona fisolokina ara-drafitra sy ara-tsaina tsy nanaja na ain\'olona na fananan\'olona na fananampirenena dia mifamela panao fanantenana afon\'anjavidy fanaovana politika tsy ampy ny kely hay fifehezantena (minimum d\'éthique)ny kely hay fanajana ny mpifaninana ( minimum de déontologie )ny famatsiana ara-bola (règle et sanction sur le financement des partis politiques et de l\'élection).
Efa vonona izany ny vahaolana fa tsy hoe mbola hikaroka sanatria.
novalian'i fijo ny 17/08/2005 21:05
2. zefalah ( 09/08/2005 23:42)
lava be le izy.:( aminy manaraka za mamoka evitra
3. kally ( 10/08/2005 07:31)
Izao sahady ary ianareo dia be kabary ka mbola aiza izany?
Fa inona avy aloha izao no asa efa mba nataon'io mesia io ankoatr'ilay famoahana boky izay hamidy ohatrinona?
4. jentilisa ( 10/08/2005 08:15)
zany rehefa manao zavatra roa mitovy! manjary misy resaka tsy mifampitohy! sa manandro?
5. HeryLo ( 10/08/2005 08:31)
Resaka daholo zany rehetra izany eh !! ny tsy 1 1 ihnay ,no manova ny tenany fa tsyyyyy:-P:-P:-P:-P:-P
6. xxx ( 10/08/2005 09:18)
(Niverina indroa ny lohahevitra ka averiko eto ny tenin'izay namaly tary am le nofafaina)


Mpandefa : ndrena [ Valio ] 10-08-2005 09:59:34
Lohateny : Re : vaovao lehibe 2007
Tsy hisy ny miracle tampoka eo ary koa ny anarana hoe messie tsy tokony hosaloran'izay rehetra te hisalotra azy.sarotra ny hilaza hoe mbola hisy fiovana goavana eo Mada satria ny firenena izay noheverina fa mandroso aza izao dia mihamikorosofahana tsikelikely.Miasa hatrany araka izay azo atao fa izay no vahaolan'ny fahombiazana.




Mpandefa : jentilisa [ Valio ] 10-08-2005 10:13:21
Lohateny : Re : vaovao lehibe 2007
Rehefa milaza hoe mesia dia olona andrandraina ara-politika sy ara-pivavahana miaraka izay! koa hisy fanajana ny laisite de l'eta ve izany?

7. tafita ( 10/08/2005 14:22)
messia aho messia, ny olona teo aloha aza nilaza fa ambony noho ny messia = Mpamonjy raha adika tsotsotrement amin'ny tena mazava. Ka ho mpamonjy nareo sa ho mpaminany , . De lazaiko ny marina fa tsy ho tafavoaka moramora ny Firenena Malagasy raha mbola ny toen-tsaina ananan-Dra 8 sy ny tariny no hitondra azy , nampanantena mihoatra noho ny messia aza , nefa de fahadisoam-panantenana no iainan'ny vahoaka ankehitriny .
tohizako avy eo fa lava be mantsy ny hevitro
8. fijo ( 10/08/2005 20:40)
ka le mesia io sao dia i maihol,fa raha ny fahitako le resaka dia toa mitovy firesaka aminy ko,za koa mantsy mba mpamonanay ihany.
9. Mifenty ( 12/08/2005 19:43)


efa atao fihomehezana kou io dadapasy io le.

fa taiza lou io bandy io no nianatra pasitera e


Raha tsy diso aho tsinn de misy fianarana manokana ny maha pasitera.
10. fijo ( 15/08/2005 22:20)
ka mba samy maneo ny heviny eny,dia samy misoratena eny dia mba nanao koa ranamana ko
11. Merlo ( 17/08/2005 10:50)
Mampalahelo ihany ity resaka lazain'ilay milaza azy ho Messia ity izao tokoa ve no tonga amin'ny tenin'ny soratra masina hoe efa antomotra ny faran'ny zavatra rehetra fa dia misy mitonon-tena ho messia indray ny sasany sa izay ilay hoe mpaminany sandoka. Amiko dia tsy misy afa tsy ny fiezahan'ny tsi11 ihany no ahafaka antsika amin'izao fahantrana izao, ary ny faharoa dia ny fahaztahorana an'Andriamanitra fa ny ankoatr'izay dia resabé avokoa
12. fijo ( 17/08/2005 21:05)
ny ezaka ihany e.izay dia ampy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078