Iza marina moa ireo milaza ny tenanny ho mpanohitra

1. zama91 ( 07/08/2005 10:58)
Ny atao hoe mpanohitra ve ireo mitaky ny hanongana ny fanjakana misy,sa antoko manana projet contre projet an'i Ra8 mba hampandrosoana haingana an'i Mada???
novalian'i fijo ny 15/08/2005 22:22
2. fijo ( 10/08/2005 20:42)
tsy misy mpanohitra any mada,mpitsikera no misy any.
3. ravatorano ( 11/08/2005 09:08)
mizara roa ny mpitsikera eto mada dia ireo mpitsikera malemy sy mpitsikera miridiridy.
Ireo ao anatin ny malemy dia ny AVI sy ny MFM izay samy ao anatin ny mouvance prédisentielle ihany .
Ireo mpitsikera maditra mididiridy dia ry Ingahy Faharo sy ry Ingahy Voninahitsy sy ny tropy teatraliny izany.Henjana ireo ah fa d mahay miçtsikera nefa teo tsihita izay nataony.
4. zama91 ( 11/08/2005 09:47)
Ka izay no antony iray mampahantra an'i madagascar,tsy misy ilay mpanohitra mba projet contre projet ra8 mba hampandrosoana haingana an'i dago ,fa tsy mpanohitra hanongam-panjakana lava.Ry zafy albert,Alain ramarson,voninahitra,Andriamandrato Richard,tokony mba efa hisotro ronono amin'izay fa tsy rononon'i tiko an
5. fijo ( 11/08/2005 22:23)
ny loza aza dia izao,toa miady indray ry zareo ireo izao ko.
6. zama91 ( 12/08/2005 11:28)
I pierrot sy ravalo iahny fa raha tsy izay dia vitan'i ra8 dieny 1er tour io,tsara mahazo famotsorakeloka i perrot mba tsy ho lasa tsy ho lasa martiorize,izay zavatra tadiavin'i lery
7. fijo ( 15/08/2005 22:22)
efa meloka izy dia aleo homeloka aloha e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1809