ho levona indray mipy maso ity tim ity

1. joda ( 20/07/2005 16:01)
mety gaga ihany ny sasany mahita io titre io fa analyse ny ahy ...zavatra tsy bloc io tim io fa mpamadika palitao no betsaka mitovy tsisy valaka ilay hery velona t@ izany fotoana izany ..lasa hery levona no niafaràny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 22:25
2. RockyMaivia ( 20/07/2005 16:26)
TIM sucks :b
3. fijo ( 20/07/2005 22:23)
marina izany satria ny any amintsika dia tsy hevitra no hidirana amina antoko iray fa fitadiavana seza.ka mazava hoazy fa izay ahitana seza no arahana.
ny mampiomehy ahy dia izao.
tsy ela akory izay dia nanenjika mafy ny filohan'ny solombava mbahoaka ny rehetra.mangalatra io e,tsy mahay io e,sns.izao nony natao ny hetsika hanalana azy,dia ireo nanenjika azy(gazety) no milaza indray fa iza no hasolo azy,ary inona marina kay ny ratsy vitany teo(jereo madagascar tribune androany 20/07)
tsy hay intsony izay tena tadiavina e
4. ravatorano ( 21/07/2005 05:58)
tena mampimé marina ah
ny mpanao politika eto amitsika dia tena "faible" be tena mampimé mihitsy ny fandehan dry zalah.Raha vao tsy mahatanteraka ny zavatra ilainy d ilainy vaniny sy tonony d botiny avy eo.
Ilay voaboty indray lasa mpanohitra na manorina antoko d mody hoe miaraka amin ny filoha fa tsy mila tim tsony d eo indray mihazoazo eo.
:twisted::evil::evil::evil::twisted:
5. manakasina ( 21/07/2005 13:28)
ny TIM nge ry namana dia ny akamarony dia olona tsy manama traikefa akory fa mialokaloka ao atin'ilay antokom-pitondrana fotsiny , ary hita fa manaradrenirano fotsiny izao ary mpanao didy jadona sy zatra manao be marenina fotsiny ,koa anjarantsika nno mandinika , amiko dia tsy misy andrasako amin'izao fitondrana izao ary raha io no antenaina dia inoako marimarina fa mbola hitoetra ao anaty fahatrana foana isika ,be fietsiketsihana fotsiny amaranako ny teniko dia ATAMBARO NY HERY HANAVOTANA ITY GASIKARA MALALANTSIKA ITY JEREO NY DIMBY SY FARA FA AZA VARIANA SSAO HANAO NY TEO ALOA
6. isambilokely ( 21/07/2005 17:29)
Non kosa e ...
Antoko milay ny TIM ô.

TIM = Travailler Intelligemment pour Madagascar

Mbilo Iraika
:lol: Youpiiiiiii
7. ravatorano ( 22/07/2005 11:50)
ra8 angaha no hiala eo ka hisy olona ahfa hisolo azy ka hanana ny antokkony d izay vao ho lefy ny tim fa raha mbola izay adi2 mùadinika izany ntssss tsisy koi io satria efa nandalo tamin izany avokoa ny antoko nitondra teto.
PSD nisy nanohana an Ingahy Tsiranana tao ireo nanaraka an Ingahy Resampa nefa tsy nivaky izy ireo rah tsy hoe tafala tamin ny fitondrana Ingahy Tsiranana.Dia toy izany ny arema ambotsirohitra sy Isoraka , ny undd ramangasoavina sy rakotovahiny ,dia izoa io tim io izay hita fa mbola tsy nivaky na re hoe tim zo andriamihaja sy tim lahiniriko ohatra io ah !
8. fijo ( 27/07/2005 22:04)
ravato,tena marina ary dia mbola ireo ihany koa no mbola lasa timamin'izao.izay no nilazako hoe ny polifika no betsaka any fa tsy politika.
9. mandrindra ( 29/07/2005 08:22)
ka io ravatorano na misy tim andriamihaja sy tim lahiniriko dia tim ihany daholo aloha ny anarany ah!
Ny any amintsika tokony ho foanana ilay anarana hoe antoko poilitika dia soloina hoe antoko fitadiavana tombotsoa.
10. zama91 ( 04/08/2005 14:11)
tokony hametra-pialana ireo depute milaza ny tenanany ho tim nefa tsy mankato ny chef,raha tsy izany dia tokony ravana Ra8 ensemblé dia atao ny fifidianana toy teto france tamin'ny 1997,fa raha izao no mitohy dia lasa ny antoko arema no majorite ao amin'ny ensemblé(cohabitation),izay efa naloan'ny vahoaka.
11. fijo ( 10/08/2005 20:50)
zama ,za koa momba anao amin'izay
12. zama91 ( 11/08/2005 12:02)
Tim ve no nifidianana anao dia avy eo ianao lasa Arema na mitovy hevitra aminy ,tsy efa midika fanaovana tsinotsinona an'ilay vahoaka nifidy anao,tokony mba heverin'ny mpitondra ihany izany mba tsy hiverenan'ny film efa nandeha,satria dia ho lany andro amin'ny ady seza nefa ny vahoaka miha mijaly.
13. fijo ( 11/08/2005 22:25)
ka ny polifika mihintsy no tokony asiana lalana mifehy azy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0505