mety ho sanatria kyste ve?

1. ari.malala ( 18/07/2005 13:06)
mba mangataka fanazavana azafady fa zao le cas mitranga, tsy tonga ny fotoana nefa manao signe ohatrany ho avy zany, marary b ny bas ventre sady mamatovato ny nono. EFa mparary refa tonga fotoana (règle douloureuse) ary mivadibadika be ny fahatongavany (cycle irregulier), ka mety ho sanatria kyste ve sa inona ny dikany? ary inona no dikan'ilay marary be? sa ilay rà tsy tonga no mankarary? ef anisy trtrana cas ohatr'izany v d inona no nataonareo? misaotra mialoha ê! d miangavy mba tsy d hananihany be loatra azafady an! :)
novalian'i fijo ny 01/08/2005 22:33
2. fasaly ( 18/07/2005 14:04)
ari-malala,:

efa nahazo toy izany aho depuis zà tonga règle de toy izany foana, io règle douloureuse io mintsy
dia miovaova koa ny cycle ka tsy haiko na mitovy na tsy mitovy fa nisy kista marina de nesorina fa manorata any amiko raha mila fanazavàna plus e!
ok!
3. Rambofrau ( 18/07/2005 15:10)
Sur ve ianao fa tsy bevohoka??????? raha izany dia mandehana manatona gyneco mijery fa sao misy kyste na myome. Misy koa ny hoe voan'ny Endometriose ilay vhv.

Izaho koa indraindray tsy régulier ny règleko ary misy marary be ny bas ventreko ankavanana. Dia nankany @ Dokotera aho ary tsy misy na inona na inona.

Mandehana mijery Gyneco , izay ihany ny fanafodiny
4. booboo ( 18/07/2005 17:39)
ié.
5. booboo ( 18/07/2005 17:49)
ari.malala> manatona gynéco dia anontanio izy fa mety mijanona ilay marary refa manao traitement hormonal @ pillules. Na tsy ho @ contraception aza no ilainao azy dia manala ny marary koa ny asany (raha zakan'ny vatanao klou a! fa anontanio izy zay mampety anao)
6. fijo ( 18/07/2005 21:27)
izay ,radoko ihany fa aza manao dokotera tenany fa io no tena manimba
7. mishou ( 18/07/2005 21:30)
za koa mihombon-kevitra @izay ry ari.malala; misy tranga matetika miseho raha toa ka mbola virja ilay olona fa raha tsy izay intsony de aleo manatona dokotera fa izay notsara indrindra.

Aleo misoroka toy izay mitsabo e
8. fijo ( 18/07/2005 21:31)
mishou ka za mbola izy ko?hi ihi
9. mishou ( 18/07/2005 21:34)
fijo> hi hi hi , de norma izany e, manaova ny fanaon'ny olona @ izay de mivadika tsy marary kibo ambany intsony

matetika koa ange ny fitiavana siramamy na zavatra mamy na ny tsy fahampian'ny sokay ny mahatonga ny kibo harary

ampianariko ve élà sa matahotra be mihitsy
10. tapitra ( 19/07/2005 04:23)
alohan' ny hanantonanao dokotera satria zay no mety indrindra de manaova aloha test de grossesse e,sao manko bevohoka ianao.
11. ari.malala ( 19/07/2005 06:44)
ny we bevoka alo tsy ho possible mintsy ê! satria tsy nisy rapport, fa misaotra betsaka daolo @ valin-teny ê! :) Efa hanao echo mintsy rahampitso hariva! :)
12. haryn ( 19/07/2005 10:05)
Manatona dokotera de manaova test sao de tratry ny cancer de sein enao. Nisy ohatr'izay mantsy de hay le izy cancer
13. aliotsy ( 19/07/2005 13:54)
ari.malala > fantaro tsara aloha hoe marary tahakan'inona ilay marary bas ventre, marary ohatran'ny hoe ho tonga regle ve sa marary hafa mihintsy ? ny marary bas ventre mankony zavatra naturel ihany fa eo amin'izay no arakaraky ny tsirairay ny intensité-ny. tena tsy tonga tena passé mihintsy ve ny fotoana tokony hahatongavan'ny regle sa dia retard be fotsiny ?
miombokevitra aminy namana aho hoe andana mijery gyneco
booboo > za aky tsy tia anio pillule io a !
14. fijo ( 19/07/2005 20:57)
tsy nisy rapport??milay ka.fa tandremo,fa ny tsy fisian'io koa mety mahatonga izany zavatra izany,resaka tena izy io fa tsy anihany an.
15. ari.malala ( 20/07/2005 05:30)
aliotsy, marary toy ny hoavy mintsy aky â! nefa efa lasa mintsy ny tokony hahatongavany! :(

fijo, efa naheno an'io koa aho, ary efa nanontany dr, a novaliany we psychologique ony zany d tsy haiko tsony we ny an'iza no marina.

Misaotra daolo @ valin-teny ê! :) Efa hanao echographie rahariva d milaza eto ihany we zao na zao. Misaotra fa vs êtes tous des amours! :-*
16. mishou ( 20/07/2005 18:53)
ari.malala> za koa ve. Merci akia malala an
17. fijo ( 20/07/2005 21:57)
ari malala,ka ny anabaviko no efa nitenenan'ny DR an'io.dia nheveriny fa le DR no te hanadala,kay le izy tena zavatra marina fa ny zobavinay koa dr.
18. ari.malala ( 21/07/2005 07:30)
mishou> tsisy fisaorana aky â!efa we vs êtes ytous ko! :)

fijo, hay v ê! :)
19. bichette ( 21/07/2005 08:06)
ari.malala > ka nanaona ny valin'ny eco ?
20. ianah ( 21/07/2005 12:12)
fasaly:

ari-malala,:za koa ky misy kyste fa izao no tiako hanotaniana aky ry fasaly a. De tena tsy misy atahorana ve aky le nesorina kyste ny tiako hanontaniana aminao dia izao: nodidina ve ianao, de raha nodidina ianao de tsy misy atahorana ve; mbola miteraka ve raha didina, raha ohatra indry ka tsy nodidina dia inona kay no nataondry.za koa ane aky miasa saina e! amin'io kyste io e. Efa tany @ dokotera fa mba te hahafantatra bebe kokoa .
DE misaotra mialoha an!

efa nahazo toy izany aho depuis zà tonga règle de toy izany foana, io règle douloureuse io mintsy
dia miovaova koa ny cycle ka tsy haiko na mitovy na tsy mitovy fa nisy kista marina de nesorina fa manorata any amiko raha mila fanazavàna plus e!
ok!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2203