manahirana

1. moramora ( 18/07/2005 08:59)
[center]Centered text[/center]
Aminareo inona no atao hoe fiainana?
Rehefa aoriana lazaiko ny hevitro;
Mazotoa

moramora.

novalian'i fijo ny 03/08/2005 21:08
2. pika ( 18/07/2005 09:25)
aoka aloha hieritreritra aoriana lazaiko ny hevitro;
Mazotoa
3. fasaly ( 18/07/2005 09:26)
fiainana = tsara, mahafinaritra, mampahory, sarotra,
mora, tolona, sns.....
4. Mifenty ( 18/07/2005 09:41)

aza lazaina fa tsy mampaninona ka
5. sasa ( 18/07/2005 10:40)
samia izany tsy milaza raha izany kou:-D:-D
6. fasaly ( 18/07/2005 11:03)
ny ahy lazaiko ka! fianana = manja
7. Herytae ( 18/07/2005 13:10)
atao zay tsy mahasempotra e! manjary tsisy fiainana
8. ari.malala ( 18/07/2005 13:36)
moramora:

[center]Centered text[/center]
Aminareo inona no atao hoe fiainana?
Rehefa aoriana lazaiko ny hevitro;
Mazotoa

moramora.





ny fiainana d ze zvt iainanao isanandro ko! :)
9. mandrindra ( 18/07/2005 13:57)
dia izay izany hono ilay izy !!
10. kally ( 19/07/2005 08:36)
Rehefa mamoaka sy mampiditra rivotra ao @ havokavoka dia miaina ka izay ilay fiainana:wink:
11. sasa ( 19/07/2005 10:50)
fiainana milay
12. cocorie ( 02/08/2005 11:55)
JESOSY no lalana sy fahamarinana ary FIAINANA.
De andramo fa milay le fiainana miaraka aminy
13. Veloo ( 02/08/2005 20:23)
cocorie ie marina retsy zany a:wink:
14. fijo ( 03/08/2005 21:08)
misy fomba fiteny ny olona tsy mba nanao sipa ,nefa avy dia manambady hoe:"tsy nahita fiainana akory dia nanambady"raha io no raisina,ny atao hoe fiainana dia kilalao sipa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5367