vita gasy

1. fijo ( 28/06/2005 04:17)
akory aby eeeee,
dia vita soa iny izany ny fetimpirenena,samy manana ny filazany momba izay hitany sy tsapany fa dia hilaza kely ny taty ary aho.
ny taty marseille moa izany dia ny 25 juna no niarahan'ny gasy nanao ny fety.ka dia niantomboka tamin'ny maraina izany,fampisehoana sy varotra zavatra "vita gasy",ary dia nisy hotely gasy koa tao ka dia hitanao tao aby na ny ravitoto sy ny hena kisoa,na ny voanjobory sy ny hena kisoa.he he he eto isika no anisy resaka kely.momba ilay vita gasy io an.
ireto ary misy vidinjavatra "vita gasy kely"homeko.
_ny koba faty(fa ao anaty boaty ilay izy 6 na 7 euros
_ny djama,le tavioahangy kely 8 euros
_limonady kely 3euros
_beks lehibe 6euros (mba nihena)
_voanjobory 1kg 3euros
_sikotra aloalo(50cm)ny ahavo 32euros ny iray ,mila roa raha hanao haingontrano.
_lamba latabatra 98 euros,(200 000 fmg nividianako tany)
_tee shirt gasy 20 euros
_cd pooopy sy bodo 15 euros
_dvd poopy 20 euros
_akanjo landy 400 euros.

ka lasa ihany ny saiko ry namana isany nahita ireo vidinjavatra ireo hoe ,le fomba fiteny "vita gasy" ve,mbola ilay heviny taloha (manaratsy )ihany no izy sa kosa mba efa niova ka lasa fanehoana ny tena maha izy antsika amin'izay?
novalian'i fijo ny 05/07/2005 22:40
2. pitchou ( 28/06/2005 06:57)
ary naninn aza le fijo no toa lasa saina vao maraina be? sa tsy nahita tory?
nareo kosa aza manbaratsy ny vita gasy e! tena betsaka no tsara saingy matetika tsy mikatsaka kalitao ny olona manafatra na manondrana fa d ze mora ihany
3. fijo ( 28/06/2005 22:01)
tsy manaratsy aho fa mametraka fanontaniana hoe "mbola ilay fisainana ratsy taloha ihany ve no izy rehefa miresaka vita gasy"raha ireo vidiny ireo.
4. cutie ( 29/06/2005 00:14)
fijo ny vita gasy ve tsy manja fona.
gasy ka manja.
5. dadabe ( 29/06/2005 02:30)
:^):^):^) zah aty chine lesy zandry aa
6. cutie ( 29/06/2005 03:23)
dadabe , vita sinoa zany :-D:-D:-D:-D
7. fijo ( 29/06/2005 03:56)
oka moa le dada an.
8. dadabe ( 29/06/2005 04:10)
:-D:-D:wink:
9. fijo ( 29/06/2005 04:24)
kay mavo le
10. yonikafopl ( 29/06/2005 08:25)
ny vita gasy na inn io na inn misy tsara misy rasty fa anjaran'ny tsirairay ny misafidy.Fa matetika ny vaovao avy any ivelany ihany no tena tsara amin'ny oll, indrindra ny any Dago, fa ho antsik aaty ivelany njay de ny vita gasy no imatimatesana, faly ery rehefa mahazo zavatra avy any Dago.
11. fasaly ( 29/06/2005 17:34)
fijo:
tsy mahagaga ahy loatra ny vidin'ny entana lafo be toy ny 98 euro, 400 euro fa aty amintsika "europe" anie izy efa importé e! ka hainao moa ny vidin'entana import tany dago taloha, tena lafo de mitovy amzay koa! de tsy nahasaky ve ianao nividy???
12. chipie1 ( 29/06/2005 18:20)
raha sakafo sy cd aloha tsy mampaninona ana ny mividy e!
fa ny lamba latabatra sy ny akanjo landy , tsy lasako ka , aty mahazo tsara tarehy nefa mora noho ireo ...:-D:-D
13. fijo ( 29/06/2005 19:51)
fasaly an ,lamba latabatra hitako 200 000 fmg tany ve hovidiako 98 euros aty???aoka letsy.
14. pitchou ( 30/06/2005 06:13)
aoka letsy ahoana? elà no nahita ny vidiny taty!!!! fa angaha ho afaka mankaty daholo kosa ny olona e! sady raha ny gasy any no manely tsaho hoe lafo loatra izany dia tsy handeha mihitsy ny varotra taozavatra malagasy! asa raha efa nahita ny vidn'ny entana vita frantsay teto elà? dia ho ampitahaina @ vidiny hitan'là any ve?
15. fasaly ( 30/06/2005 06:54)
ka zà koa tsa hividy an'izany iii!
fa lay ao antsain'y mpivaortra anie zany e!
mananararaotra be satria import ho an'i olona aty.
16. fijo ( 30/06/2005 20:10)
pitchou jereo fa ny tv any mora noho ny aty.ny camescop koa mora any noho ny aty.ny camion aza any mora noho ny aty.ny akanjo angah no tsy haiko.
fa le mpivarotra aty aloha dia manararaotra araka ny voalazan'i fasaly e.ary ny loza anie dia vazaha ireo mpivarotra ireo e.
17. pitchou ( 01/07/2005 06:40)
d a
18. pitchou ( 01/07/2005 06:42)
d aza mividy any @ vazaha izany kosa e! betsaka ange ny mpivarotra gasy any e!
fa ireo entana hitanareo mora aty ireo noho ny any dia satria importation directe fa tsy mandalo euroipe! fa raha mandalo europe d ... asa fotsiny
19. fijo ( 04/07/2005 21:39)
izay no tsy haiko fa raha ividy zavatra hilaina any aleo ihany any no mividy ka
20. dadabe ( 05/07/2005 03:24)
ahan hay ve zany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2816