Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tratry ny Hasaramanitra ooo!!!
1. welie
(
25/06/2005 09:13)
Zay ihany ka! Dia manova fety be daholo aza ooo!
2. Fanja1
(
25/06/2005 10:23)
de samy ho tratry ny manaraka e!!!!!!!
3. rurik
(
25/06/2005 11:13)
isika rehetra dia samy ho tahian'andriamanitra daholo oooooooooooo:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*isika rehetra
4. akamatiana
(
26/06/2005 00:15)
de ho tratry ny manaraka njay ehh:-*:-*:-*:-*
weliko a:-wn d hitombo haditrana sa fahenjena mou:-*
5. sipagasy
(
26/06/2005 06:44)
dia samy ho tratry ny manaraka aby e!!!!
6. fijo
(
28/06/2005 22:24)
ary tsy isy resaka kaly mihintsy le