Mpamangy manjo

1. dily ( 16/06/2005 10:02)
Nisy maty teo an-tanana dia mba nanapa-kevitra ireto jiolahim-boto anankiroa fa hamangy. Ilay zokiny hono no nitondra teny ka hoy izy: Mamangy @ fahoriana tompoko, izy ty moa tonga @ ilay oham-pitenenana hoe tahaka ny olona nivalan-drivotra ka ny vody nivoahana no anareo fa ny fofona iarahantsika mizaka e. Tsy nisy nahavaly hono ny tomom-paty fa nitsikomokomon'ny hehy tao anaty lamba tao daholo.
novalian'i dadabe ny 25/06/2005 15:06
2. ari.malala ( 16/06/2005 10:25)
:-D :-D :-D iny ndray no tsy hitako! tena jolamboto marina! =))=))
3. haingo23 ( 16/06/2005 10:38)
Ny tohiny aza dia amereno ny volanay fa tsy manana majinika izahay ...
4. sonwin ( 16/06/2005 11:13)
:-D..ary sady maimbo etotra no maimbo vody io mpamangy io de heveriny fa mitovy aminy dolo ny kil klé:cool:
5. rurik ( 16/06/2005 11:48)
ny efa hanoko koa hoe torabato avy any andanitra izy ty ka izao voa minanem........:-D:-D
6. sonwin ( 16/06/2005 11:58)
minanem...mafana he he
7. dadabe ( 16/06/2005 15:10)
hoy i rurik
Lohateny : Re : Mpamangy manjo
ny efa hanoko koa hoe torabato avy any andanitra izy ty ka izao voa minanem........

hanoko (hanonao ve ?)humm:-w
sady efa mahay vokabilera anie toi zany e,mba bandinanakivy anie zany e,

i rurik zalahy efa manomboka lindinakika raha hanao vokabilera a:p
8. Veloo ( 16/06/2005 15:32)
tssssss ty dadabe ty dia tsy hiova mihitsy ... ary to nahazo oroka betsaka aloha njy e.. alazako any @ bebe njy tsy fidele an :-) tsy mande ndray ny sary etsy grrrrrrrrrrr
9. dadabe ( 16/06/2005 15:49)
grrrrrrrrr ngah :wink: bebe retsy efa au kouran a:wink:
10. Veloo ( 16/06/2005 15:54)
le dada mampijaly an'i bebe fotsiny kle, marary ery zao ny fony ao ha ha ha ha
11. dadabe ( 16/06/2005 16:05)
fa ahona kle :-w:-w
12. iartistika ( 16/06/2005 16:20)
dadabe> henjy tsala ela ah! f'iza no mampianatra vôkabilera azy am là!8):@:@
13. yonikafopl ( 16/06/2005 20:56)
iartistika veloo mifampianatra vokabilera njay kleeee

dadabe :-w

veloo hahahaha, za njay tsy maninn ka :-$
14. fijo ( 16/06/2005 21:27)
yonika nga hafaka le saropiaro???? ouéééé milay izany ka
15. mishou ( 16/06/2005 22:20)
fijo> saro-piaro angah izy io? an'azy kosa io koa, hadala'nizay tsy tia ny azy io koa, ny ahy aloha hankafiziko tsara i mifenty sady zahay roa mbola manao voyage kely fa manomboka vacances zao e,
sa ahoana lesy cly?:* hoa 'élà irery io an
16. yonikafopl ( 16/06/2005 22:55)
hummm masaka be ry mishou annn:) bon voyage nareo ee

fijo he he he he milay fona kaaaa:wink:
17. dadabe ( 17/06/2005 03:23)
iartistika :roll::oops:
yonika8)inn fona aza ity :-w ity le
18. yonikafopl ( 17/06/2005 04:25)
:-*dadabe hihihi lah ihany no manomboka nefa ny teo aloha aza efa lasan'ny tsunami kleeee:-w:-w:-w de aleo samy eo tsika:-*
19. rurik ( 17/06/2005 07:59)
dadabe ianao io mihintsy no napianatra ahy ,
cly dadabe no napianatra ahy vokabilera:snif::snif:
20. iartistika ( 17/06/2005 08:10)
zany hono ry cly dadabe ah!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2209