Pompier

1. ainaheri ( 15/06/2005 07:19)
mba tsapanareo v fa ratsy toerana ny pompier ao Tana sady tokana no ratsy fikarakarana refa antsoina adiny 6 aoriana vao tonga kendain'ny fitsetsenan'ny fiara fa manin ra ovana toerana hafa na asiana hafa anankiray !!mba alaivo sary antsaina anie ny nanjo an'ny Rova eee!!
novalian'i fijo ny 20/06/2005 22:45
2. lo ( 15/06/2005 07:43)
rah afindra marina moa zany, d sanatria ndray we ao amcentre ndray le tranomay d tsy mitovy iany v?
rah ny tokony ho izy d misy isaky ny firaisana sa fivondronana izy zay, eny tanjombato zao misy, eny itoss kou rah tsy diso za, ny hafa tsy haiko
3. rurik ( 15/06/2005 07:56)
tany @toerana nipetrahako mbola hafa noho izany eny e mety mitovy ihany raha tara toizany izy vao tonga satri efa may zay may e!ny any dia tsy misy pompier ho an'ny tanana fa ho an'ny aeroport ka raha hisy avion ho any na ho lasa dia tsy avy ry zareo fa ny olona manodidina no mitondra rano sady ny lalana lavitra ka mandrapahatongany raha tonga izy dia efa vita izay vita e!
4. pitchou ( 15/06/2005 08:35)
zay aloha e! fa vitsy tokoa aloha rizareo e! tsy satry moa ve hisy toby maromaro, saingy ny hoenti-manana izany koa mbola eo! Fa ny olana iray koa ange d ity firafitry ny tananan'antananarivo e! tsy tafiditry ny fiara ny ankamaroany satria lavitra loatra ny arabe. May daholo ihany le tanana satria voatery taterina @ seau tokoa ny rano. Ary ireny bouche d'incendie ireny ve mbola mandeha daholo tokoa? sao @ fotoana ilana azy vao hoe tena tsy tonga ny rano , kay lo hono le tuyau tary ....
5. lebotiti ( 15/06/2005 11:49)
raha ny firafitra antananarivo de tsy tokony ohatran ny fitondrana pompier any andafy no hanaovana azy satria na ny fitaovana ( camions sns ) na ny fotodrafitrasa tsy mitovy ( reseua sy bouche d'incendie efa haingo sisa). tokony hanana quartier mobile tsirairay ny fokontany ka ireny no hofanina sady pompier no police de proximite no mpandamina tsena .. be dia be ny tanora midonanampona eto zao.
ny prevention koa ngamba no atao matotra satria ny fitaovan ny pompier tsy ho araka mihitsy sady matetika ny afo dia vokatry ny tsy fitandremana.
6. fijo ( 15/06/2005 20:02)
marina io farany io ka.tsy araka raha ny aty no tiana arahana.ny tanana tsy mitovy.ka aleo izay eo no atao izay hampety azy
7. rurik ( 16/06/2005 14:10)
tsy dia ny tanana ihany no tsy mitovy fa ny entimanana mihintsy no tsy misy e!
8. fijo ( 16/06/2005 20:58)
izay ihany koa
9. ainaheri ( 17/06/2005 07:05)
Ny tena nampitsikaiky d lay tany T\ve za sendra nanao vakansy tany fa nisy trano may hoy ianao d
nantsoina ny pompier d 300m tsy ahatongavana @
lay toerana d maty lay fiara d nojerena fotsiny lay trano en + izy ko taraiky vao tonga!!
10. rurik ( 17/06/2005 08:59)
:°):°)tsy miomehy loza anzo marina tany @toerana nipatrahako koa aza nisy trano may nisy zaza natory tao misy fiangonana eo akaikina fa nisy avion ho tonga dia tsy avy ny pompier dia ny olona reretra no nitondra rano t@seau ka dia may daholo e tsy nisy azo natao mampalahelo kanefa tsy hita e!
11. fijo ( 20/06/2005 22:45)
izay le fahantrana ka atao ahoan ary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4979