ny olomasina rehetra any an-danitra

1. xxx ( 28/05/2005 07:49)
Izay efa naheno dia mivanitika fotsiny an.
Nifaninana manonona anaran\'olomasina hono ireto mopera sy pastera ka ny nifanarahana dia isaky ny mahatonona anarana iray dia manongotra ny singam-bolom-bava n\'ny iray.(Tamin\'izany andro izany fahiny dia mbola samy manao volom-bava lava ny mopera sy pastera). Dia lasa ary : Mopera : Md Piera; Pastera :Md Marka ; Mopera : Mb Terezy ; Pastera : Mb Rasalama ; Mopera : Md François, Pastera : Md Faralahy Andriamazoto ; Mopera : Mb Agnès, Pastera : !!!! ; ; Mopera : Md.., Pastera :!!!! Mopera : Mb..... Pastera : !!!!!! Efa madiva ho voahongotra ny volom-bavan\'i Pastera: Hitany ny hevitra : ny olomasina rehetra any an-danitra, dia nongotany niaraka ny volom-bavan\'i Mopera. hihihi
novalian'i dadabe ny 20/06/2005 05:19
2. Kintanakely ( 28/05/2005 08:20)
:-D:-D:-D
3. sonwin ( 28/05/2005 09:22)
:)
sao dia elah ihany leisy ry kintanakely io xxx io klé :-D:-D
4. dadabe ( 28/05/2005 10:12)
mety lery ihany kle ,sady tsy de mampemh kle
5. iartistika ( 28/05/2005 10:23)
:@;-)
6. pissoa ( 28/05/2005 16:00)
Hihi
7. maditra ( 28/05/2005 16:20)
Mba mampiomeh kosa aloha izany mompera sy pasitera lany andro mifanongotra volom-bava izany e!:-D,
(fa tsy zah io xxx io sao dia ataonareo ho zah eo indray an):-D
8. RockyMaivia ( 28/05/2005 17:18)
Ary ny volon'entana natao ahoana?
9. dadabe ( 28/05/2005 17:52)
ary milaza tsy anotaniana i maditra le:-w:-w

volon'entany ..??...tsy haiko fa ..:@
10. iartistika ( 28/05/2005 18:39)
tsy hain'là ve radada? fa volon'in io fohan'là io??;-):@
11. mishou ( 28/05/2005 18:59)
reto tena tsssss, tsy mampmé ny ataonareo :evil:

xxx> t@ pince à épilé sa t@ tanana, de nasiana crème sa tonga de maina @ izao:-D:-D:-D
12. iartistika ( 28/05/2005 19:09)
:@izahay marina tena tss:@:@
13. dadabe ( 29/05/2005 13:38)
:@:@tsika marina tena tsss:@:@
14. iartistika ( 29/05/2005 18:47)
eny hoa ;tss!!!tsy mande ny sary manamôly!!
15. dadabe ( 30/05/2005 04:13)
:@:@:@:@:@:@
16. sasa ( 30/05/2005 04:59)
otran'ny tena tsara aloha raha ny volon-kelika no nalana klé sady mino aho izao fa tsy manala n'iny mintsy ry zalahy
17. rurik ( 30/05/2005 08:30)
ra zalahy iza io kay :?::?::?::?:
18. sasa ( 30/05/2005 11:07)
rurik ry mompera sy ry pasitera kou
19. ari.malala ( 30/05/2005 12:06)
:-D :-D
20. rurik ( 30/05/2005 15:11)
ari.malala nanova fiomehezana angaha ??? hi hi hi matahotran'i dadabe ve ????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1777