Miandry vavolombelona :-)

1. hery ( 24/05/2005 15:42)
Raha nanaraka tsara angamba isika teto amin'ny lohahevitra fitiavana tato ho ato dia hita hoe nisy fivoaram-pitiavana nolalovan'ny namana niainaharison :-) dia hoy aho hoe miandry ny vokany zany zahay an. tsy ho zary resabe fotsiny akory ny teto fa hisy vokany gilady be mihitsy... de apetraho ao amin'ny vavolombelona ao hoe tafita ihany e :-*
novalian'i pitchou ny 27/05/2005 12:47
2. niainaharison ( 24/05/2005 18:23)
OK, raikitra é....
3. rpk ( 25/05/2005 06:57)
:roll::roll:
4. chipie1 ( 25/05/2005 12:46)
:roll:
5. booboo ( 25/05/2005 15:19)
hihihihi
6. zefalah ( 25/05/2005 22:38)
tena be fitiavana be mintsy ny sipa gasy. ra otran'i iza mo?niainaharison.. doly ny sipa gasy.:D
valiny maomby inchahallah!
7. zefalah ( 25/05/2005 22:56)
tena be fitiavana be mintsy ny sipa gasy. ra otran'i iza mo?niainaharison.. doly ny sipa gasy.:D
valiny maomby inchahallah!
8. fijo ( 25/05/2005 23:15)
hay ve sipa io e
9. booboo ( 26/05/2005 10:38)
zà kou gaga
10. niainaharison ( 26/05/2005 12:18)
MDR...:lol:...
efa misoratra mivandravandra ao amin'ny momba ahy hoé "LAHY" oatry papanay, ka de zavatra hafa indray no lazain'ny sasany...
tsy koi fa mahafinaritra anie ny fiainana misy kiscenescene....
LOL
11. dadabe ( 26/05/2005 17:28)
ary saika hikandrakandra angamab i zefalah kle :-D:-D
12. mishou ( 26/05/2005 17:54)
fa tsy arakay le resak ry hery fa fa hazavao sa i niainaharison no tokony hijoro vavolombelona ato e
:lol:
13. fijo ( 26/05/2005 23:38)
zay mijery ze momba manokana any fa izay resaka eto no arahanay e
14. pitchou ( 27/05/2005 12:47)
le gateau fotsiny no aza adino ny mandefa ny anjaranay e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2311