Ny momba anao aloha

1. hery ( 20/05/2005 06:54)
Betsaka ny nanontany hoe ahoana no tsy mahita ny mombamomba ny namana hafa... na tsy mahita ny sarin'ny namana hafa. Ny antony dia satria mbola tsy nahafeno tsara ny mombamomba anao ianao.

Raha te hijery ny sarin'ny namana rehetra sy te hijery ny mombamomba ny namana dia fenoy daholo aloha ny mombamomba anao... indrindra ilay hoe mombamomba anao fanampiny (farafaharatsiny 100 litera) hilazanao hoe iza ianao, inona no tianao atao eto, inona no tena mahafinaritra anao eto amin'ity fiainana ity sns... amin'izay mba hahamora ny fifankahafantarana mialoha :-)

Mazotoa ary e.
Ny momba anao aloha omena vao manontany ny momba ny hafa :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8768