mariazy?
1. pika
(
19/05/2005 04:37)
misy milaza fa vao maika mamono ny fitiavana hono ny fanaovana mariazy, ahoana ny hevitrareo ny amin'izany:?:
novalian'i fijo ny 30/05/2005 22:43
2. booboo
(
19/05/2005 05:49)
misy mieritreritra oe refa vita mariazy defa "acquis" aby aby ny raha rehetra. Avy teo dé tonga @ zay ny routine dé leo ny farany. Dé mihodina ny iraika satria oe any izy mahatsiaro sambatra fa misy mpitia e, bla bla bla sady tsy in-2 no miaina etc. Dé mivaky loha avy teo oe hisaraka ve nefa atao aiza ny ankizy.
Mila kolokoloina io fitiavana fa tsy avela ho bobongolo ao raha tiana aharitra. Atao foana izay tsy hilatsahana ao anatin'ny routine.
Mila kolokoloina io fitiavana fa tsy avela ho bobongolo ao raha tiana aharitra. Atao foana izay tsy hilatsahana ao anatin'ny routine.
3. poupounesana
(
19/05/2005 05:58)
za aloha mbola tsy manambady ka tsy haiko ny tonga d hiteny hoe ie na tsia @ le fanontaniana! amiko anefany tsy ny mariazy no mamono! iny aza tokony hamatotra manko satria fifanekena teo anantrehan'Atra sy ny olona bdb!tokony ho tena sacré b zany. fa ny mamono ny fitiavana dia ny routine, na ny zvt bdb mifamahofaho ety antany eh!
4. pika
(
19/05/2005 06:08)
ny zava- mateti-pitranga anie ry poupounesana dia betsaka @zao fotoana izao no manao divorce na koa tsy misaraka fa mampirafy e
talohan'ny mariazy tena oh ny tsy hisaraka refa vita keli2 anefa dia .......
talohan'ny mariazy tena oh ny tsy hisaraka refa vita keli2 anefa dia .......
5. Mandamina
(
19/05/2005 07:28)
tsy fahamatorana sy tsy fitiavana marina no nanambadina raha izany, matoa enao miroso eo amin'ny fanambadiana dia efa tapa-kevitra tanteraka, ny mahatsara sy mampaharitra ny tokatrano anefa dia ianareo mivady ihany, aza atao anana fôna ny laoka fa mba ovaovaina, aza atao missionaire fôna fa mba asio hafa, aza eo ambony fandriana fôna fa mba ataovy eo @ canapé, rehefa mahavita izay ny mpivady dia misy zava-baobao hatrany eo amin'izy ireo ka vao maika ary mampitombo ny fitiavana izany, ary tsy ny vavy ihany na ny lahy ihany no mitrandraka izany rehetra izany fa izy roa,
6. Mandamina
(
19/05/2005 07:49)
misy adino kely fa ny tena antony mahatonga ilay hoe mamono ny fitiavana ny fanambadiana dia satria ny fanaon'ny mpivady no lasa alo matetika, ka refa tena eo anivon'ny tokatrano vao hoe tsy mitovy @ lé t@ nampiaraka tsony,
7. Mandamina
(
19/05/2005 08:15)
misy adino kely fa ny tena antony mahatonga ilay hoe mamono ny fitiavana ny fanambadiana dia satria ny fanaon'ny mpivady no lasa alo matetika, ka refa tena eo anivon'ny tokatrano vao hoe tsy mitovy @ lé t@ nampiaraka tsony,
8. mamzelkely
(
19/05/2005 08:32)
normalement ny mariazy dia renaissance ho an fitiavana sady tanjon'ny fitiavana ka tsy haiko ra mamono le mariazy na tsy!!!
9. sonwin
(
19/05/2005 08:38)
Andraso fa refa rahatrizay manambady za dia milaza ny hevitro eto..raha mbola eo ity dinika ity amizany :)
10. sonwin
(
19/05/2005 08:38)
Andraso fa refa rahatrizay manambady za dia milaza ny hevitro eto..raha mbola eo ity dinika ity amizany :)
11. xxx
(
19/05/2005 09:44)
Izaho dia mitovy hevitra amin\'i Booboo hoe tsy tokony hieritreritra hoe rehefa vita mariazy dia efa acquis izay. Eo indrindra no tokony ho mailo mba tsy hianjera any amin\'ny routine.
Tokony asiana tanjona ho an\'ilay tokantrano foana eo amin\'ny fiainana, ary tsy mijanona mifanakalo hevitra mifampiresaka fa io no fototry ny zavatra rehetra.
Dia tokony hotohizana foana koa ny fikarakarana vatana. Tsy adala ny Ntaolo niteny hoe ny vady jerijery e!!!

12. Veloo
(
19/05/2005 16:10)
Hey tadidio ry reto fa ny mariazy dia sekoly an.. mila mianatra isika. eo zay vo mifankahita ny toetra rehetra ary mianatra ny mifanaiky roan-doha. rehefa misy zaza moa dia vo maika otran'ny manala BAC e :lol::lol::lol::lol::lol:
14. xxx
(
28/05/2005 13:34)
xxx , velo :samy marina zany voalza nareo fa ny olana matetika anie dia hoe vita mariazy ianao ,olondroa no nanao mariazy fa tsy ianao irery , nny olana tsy maintsy misy na ahoana na ahoana , ra ny irey hiezaka anao izay mety nefa ny iray tsy te halala dia zavapona zany e , sa ahoana
15. poupounesana
(
28/05/2005 15:38)
pika, marina zany. betsaka no misarka na mampirafy satria tsy maripototra tokoa le fitiavana, na mbola tsy vonona tsara fa tsy maintsy manambady (mety hoe bevohoka, na koa niarak ela loatra ka leo ny fiankaviana hoe fa inn ihany eh, na matsiaro tena fa tonga ny taona tokony hanambadiana...)
ny fitiavana no fototr'io ary tsy io ihany anefa fa mila fahavononana tokoa io fanampiny. mila mahatsapa zay zvt hitranga sy hiandry ao fa tsy mitsaptsapa sy manandrakandrana.ngah kilalaon-jaza ny andraikitra ho sahanina refa tonga ao. fa matoa misaraka na miodina d tsy nahatanty zany!

16. poupounesana
(
29/05/2005 08:20)
azafady alou raha nahery loatra ny zvt noteneniko indrindra hoan'ireo oll efa nandalo an'zany divorsa zany azafady ry reto ah!