mpivady miady

1. xxx ( 17/05/2005 11:32)
Ity tantara ity de tany ambanivohitr’gasikara tany no niseho. Ka any moa rey olona tsy de mba misy manao atin’akanjo zany na lehilahy na vaiavy fa ny lehilahy tonga de mijoloka pataloha de ny vehivavy tonga de manao zipo. Ka sosotra t@ vadiny ary ity ranamana iray ka tezitra tokoa ny anao lahy…farany de hoe isaraka isika. Tsy niteny mihitsy ramatoa vadiny fa de nihaino fotsiny…de nihaino fotsiny…Andao ary hoy rangahy hozaraina ny tany sy ny vokatra rehetra any an-tsaha…ndao ary hoy ramatoa tsy rototra. Fa saingy ‘za hoy ramatoa no mizara azy an!!! De niakatra teo ambony dongona avo ramatoa rehefa tonga teo ampovoan’ny saha...de hoy izy: hitanaoooo...manomboka eto ka hatr@ iry avaratra iry de ahy!...sady nampakatra ny tongony izy nanondro nianavaratra. De avy eo koa: hitanaoooo…manomboka eto no miakandrefa na de ahy…de sady nampakatra ny tongony izy nanondro niakandrefana! Hitanaooo…avy eto…Aoka zay hoy ilay rangahy fa aleo ‘sika hody aloha…rahampitso atao ny fizarana…Fa inona ary no hitany oooo????

novalian'i dadabe ny 24/05/2005 18:03
2. ari.malala ( 17/05/2005 11:37)
:-D :-D :-D inona ary ô! ô! ô! ô!

3. majakely ( 17/05/2005 12:01)
8O!!!:-D
4. mamzelkely ( 17/05/2005 12:23)
:roll::-D=))=))=))
5. rurik ( 17/05/2005 12:28)
=D=D=D=D=Dho an'ilay ramato =))=))=))=))
6. welie ( 17/05/2005 13:19)
Nahitahita tao njay Rangà zany an! Hummmmm..... :lol:
7. sasa ( 17/05/2005 14:10)
nahita bozy nitranga lela sy nipi-maso izy dia tapa-kevitra ny hody, fa raha bozy mitovy ihany ve tsy aleo le efa mahazatra e
8. iartistika ( 17/05/2005 15:59)
taiza ko no misy bozy mipi-maso ry sasa?
9. Veloo ( 17/05/2005 17:03)
=))=))=))=)) adaladala
10. iartistika ( 17/05/2005 18:02)
raikitra njay ny toranmé fa tonga veloo:wink:
11. mishou ( 17/05/2005 22:33)
hi hihi hi, efa fiainana koa ny andrangahy ny mipalapala tsy miakanjo koa mbola manaitra ihany voa aloha izany hi hihi:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-P:-P:-P:-P nitrangan\'ilay ramatoa lela fotsiny de lasa izao, mora kaotina be koa lery:-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. sasa ( 18/05/2005 04:54)
iartistika tsy misy bozy mipi-maso kay lety fa bozy mitsiky vendrana an, tena diso aho tamin\'iny, iny izany le hoe teny bary tsy mba kadiso e
veloo tonga indray njy an, iza izao no adaladala eo
mishou :D
13. ari.malala ( 18/05/2005 05:20)
sasa, ianao lalin-tsaina be an! bravo ê! :-D

14. sasa ( 18/05/2005 05:38)
ari-malala :D:D
15. saotra ( 18/05/2005 06:51)

:wink:
16. Veloo ( 18/05/2005 20:31)
sasa a ireo lazainareo etsy ambony retsy ka dia ho endry ndray ary ve?....
iartistika a ka hita fa mampime nareo knou:lol:
17. iartistika ( 19/05/2005 16:38)
veloo>hihih,hehehe
18. dadabe ( 24/05/2005 18:03)
hay efa vita ny fimemezana :cry:efa saika hilaza mantsy zah hoe aza mihetsika @ le position .....:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1436