fitiavana amboarina
1. sawyer
(
14/05/2005 04:03)
Araka ny dinika nataoko hatr@ izay aloha d tsy tsara io fitiavana amboarina io satria betsaka ny vokatra dratsy azo avy @ io ohatra fotsiny eo @ le fianakaviana roa, refa ela ny ela tsy maintsy hisy ihany ny disa² fa ny tena ratsy d eo @ lay fitiavana izay tsy anjakan'ny tena fitiavana akory ka mahatonga ny ady n'aiza n'aiza indrindra fa ireny manalabaraka eny @ arabe ireny ka asa aloha ny hevitry ny hafa fa izay ny hevitro momba an'iny mbola maro ny zvt hafa fa ireo aloha no tena lehibe @ko ka asa izay andraisan'ny sasany azy fa tokony samy handinika ny tsirairay
novalian'i fijo ny 17/05/2005 20:28
2. dadabe
(
15/05/2005 08:44)
sao de tokony ary @resaka fitiavana kosa ary ity le
fa zah klou hamaly ihany e:
raha eto @misy ahy no jerena dia betsaka ny fitiavana amboarina,nefa dia mifanaja izy 2 ,noho izany io dia arakaraky ny tperana ,fiarahamonina,ary indrindra ny fomba amampanao
fa zah klou hamaly ihany e:
raha eto @misy ahy no jerena dia betsaka ny fitiavana amboarina,nefa dia mifanaja izy 2 ,noho izany io dia arakaraky ny tperana ,fiarahamonina,ary indrindra ny fomba amampanao
5. baojijy
(
15/05/2005 10:41)
Sao mba ny becky n'ny kilemaina no tinareo lazaina k'le!
ha!ha!ha! :-D :-D :-D
ha!ha!ha! :-D :-D :-D
6. sonwin
(
16/05/2005 18:25)
Tom sawyer leisy io dia mitady an'i Becky a
dadabe> dessin animée ry frera a
sawyer> ilay voalazan'i dadabe ery ambony mahavaly azy tsara
dadabe> dessin animée ry frera a
sawyer> ilay voalazan'i dadabe ery ambony mahavaly azy tsara
9. yonikafopl
(
17/05/2005 08:06)
fa misy mitady hanamboatra nga i bedada io ry fijo any? hummm:roll::)
10. Mifenty
(
17/05/2005 10:29)
yonikafopl
radada aza efa nahavitan'ny kelimaso copie ko.
efa vita ny ala tahaka kou ataony inn tsony le. hih