Mahay ny malagasy

1. aristar ( 13/05/2005 23:50)
http://infogasy.dyndns.org/forum/posts/list/43.page
2. hery ( 14/05/2005 07:20)
aristar ao amin'io rohy io:
Aman'alina ny informatisianina tain'karana sady ry zareo mahay teny anglisy daholo, ny gasy anefa voa mahay informatika kely dia mandany andro mandika kitoatoa ny voabolana informatika @ teny gasy noho hataony (tsy miteny an'ireo ao @ linuxmg.org aho) fa tsy manamafy ny fahaizany


Angamba tsy ny mandika kitoatoa ny voambolana no andaniany andro kah. Ambinambinjavatra fotsiny iny. Ary maninona no nasian'i aristar hoe (tsy miteny an'ireo ao @ linuxmg.org aho)... kanefa ry zareo indrindra no manao ny ezaka goavana (lany fotoana bebe ihany) amin'ny fandikana logiciels ho amin'ny teny gasy?
3. aristar ( 14/05/2005 09:04)
Satria tsy zareo ao @ linuxmg.org mihintsy noho teneniko satria izy tsy manao kitoatoa faha miezaka manaraka ny norme i18n sy l10n
4. hery ( 14/05/2005 09:31)
mety nampiasa i18n sns... koa zany ry ranavalona tamin'ny nandika ny teny frantsay ho teny gasy... na ry zareo mompera taloha ela be tany nandika ny baiboly ho teny gasy...
5. STONG ( 14/05/2005 10:36)
O R'zareo a! Mahay ny gasy,te hivoatra,na ry zareo firenena hafa anie nanao toa an-tsika gasy t@ voalohany e!(te hivoatra),aza rarana ny gasy hikaroka fa nanao toa izany koa ny hafa!
6. rhevinilsen ( 13/08/2005 19:36)
ataovy izay mety e
aleo tsisy fanakianana e
ze te hanao manao
fa zay tsara no singanina
raha betsaka ny zavabita mivaotra tsika e sady misy fifaninanana

aoka @ zay ny fandrarana sy ny fanapepoana isankarazany e, io no tena sakana @ fandrosoana. Iza moa no tsy nihomehy an'i Icare raha namorona elatra hanidinana lery??? @ zao ve zany tsy efa tanteraka? manidina ny olombelona.

manaova zavatra e, aza varian @ fahantrana sy ny fitadiavana ny ohanina e, mba miakara ambonimbonin'zay

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0871