Noraisin'ny serasera.org miaraka amin'ny dotmg.net ny fitantanana indray ny wikipedia malagasy http://mg.wikipedia.org
Raha misy afaka manampy dia azonareo jerena io takelaka io.
Ny wikipedia dia encyclopedia lehibe amin'ny teny maro isankarazany. Ka ny amin'ny teny gasy io ataontsika io.
Azonao jerena eto ny amin'ny teny hafa
Anglisy http://en.wikipedia.org
Frantsay http://fr.wikipedia.org
sns sns
Tsara be aloha ilay tetik'asa ary izaho dia vonona ny hanatevindaharana ny efa ao. Misy fanotaniana manitikitika ny saiko:
Ahoana moa ny fomba ahafahana milaza ny fahamarinana na fahadisoan'ny voalaza ao anatin'itony wikipedia itony ? (na amin'ny teny gasy na frantsay na .....)