Ilay boaty mainty.
1. mandrindra
(
22/03/2005 17:06)
Tanataran'ny mpinamana 3 vavy nandray fiaramanidina. Ny 2 tamin'izy ireo moa dia blonde jejo be ary ny fahatelokosa dia mainty.
Nisafidy toerana ry zareo ary nahazo seza telo mifanakaiky.
Niakatra ny fiaramandina ary dia roso ny dia. Nony afaka atsasakadiny dia niteny ny mpanamory hoe noho ny lafiny teknika dia tsisy hevitra intsony fa hidoboka ny fiaramanidina. Nikoropaka izy telo vavy ka tsy hita intsony izay atao. Niverina nipetraka ry zareo dia hoy ilay blonde iray : rehefa samy ho faty ihany dia aleo aho hano maquillage dia izaho no manja indrindra dia izaho no ho hita voalohany.
Namaly ilay blonde faharoa dia nosokafany ny poketrany, navoakany daholo ny volamenany dia hoy izy : raha izany dia hanaovako daholo ny firavako dia amin'izay izaho no hita voalohany satria ny harena no tadiavin'ireo mpamonjy aina.
Nieritreritra tsara ilay mainty tsy hitany izay ho lazaina, tampoka teo dia gaga ireo blonde 2 satria notsoahin'ikala ny zipony sy ny kilaotiny dia niakatra teo ambony seza izy. Avy eo dia natodiny tany amin'ny varavarakely ny fitombenany dia hoy izy : "izaho no tsy maintsy ho hita voalohany satria ny boaty mainty no tadiavina voalohany rehefa midoboka ny raoplina"

novalian'i annie ny 11/04/2005 11:01
3. sechat
(
23/03/2005 08:47)
=)) =)) =)) =)) =)) Tena tsy hitako intsony izay holazaina fa tapa-tsinay tanteraka
6. welie
(
23/03/2005 17:53)
hihihii! T@ voalohany koa tsy dia niomehy loatra zà namaky ilay izy... fa avy eo an! Nanaraka ahy fona ito blagy ito dia na any anaty bus aza zà dia miomehy irery fona depuis... hihihi.... indrindra rehefa mahita sipa blonde sy sipa black miaraka... =)) =)) =))
7. ralambo
(
24/03/2005 06:58)
tena milay koa le boaty mainty an!tsy nieritreritra zavatra hafa mihitsy aho t@ ny voalohany no sady tsy nihomehy fa rehefa taty @ ny farany aho vao nivanitika irery tato @ ny cyber, dia hoy aho hoe milay koa izany boaty mainty izany ka enga anie ho betsaka ny fiaramanidina eny na fiara an-tanety be boaty mainty mlay be toa izany e! :-D :-D
9. mishou
(
24/03/2005 13:20)
izany hoe fampihomehezana moa ilay izy fa samy tsy misy saina daholo izy 3 hoe raha midoboka anie ny fiaramanidina ka lavenona izy 3 sisa raha tsy hoe angaha amorti ilay fidobohana nefa tsy dia hinoako fa ny mpitondra olona toa mavesatra be raha tsy twin angaha.
tsy maninona fa hihomehy aho fa izay moa ny mahablague azy, raha mivoaka eto angamba aho himehy dia aleo vitaina izao ny adidy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
tsy maninona fa hihomehy aho fa izay moa ny mahablague azy, raha mivoaka eto angamba aho himehy dia aleo vitaina izao ny adidy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. mandrindra
(
24/03/2005 16:19)
fa angaha moa ry mishou nisy nilaza fa misaina izy telo vavy :D sady eizany izy hoe blonde anie tsy mahagaga e
11. mishou
(
24/03/2005 20:17)
mandrindra, hay moa blonde tsy mahagaga!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. annie
(
11/04/2005 11:01)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
mhita lazaina mihintsy reto nareo ka!
mhita lazaina mihintsy reto nareo ka!