RAMOSE sy ny MPIANANY

1. naritsimba ( 03/03/2005 09:07)
Tao an-dakilasy no niseho ny tantara.
Nisy mpianatra iray Balita no anarany, vao misokatra ny vavany dia miteny ratsy foana izy.
Nanontany Ramose :
Ramose: Milaza anaran-javatra manomboka @ F..?
Balita(nananga-tanana)
Ramose: Tsy mahazo miteny Balita fa hiteny ratsy eo indray.

Ramose: Milaza indray anaran-javatra manomboka @ V..?
Balita(nananga-tanana)
Ramose: Tsy mbola nahazo niteny ihany i Balita fa sao miteny ratsy eo.

Ramose(nieritreritra izay hanontaniana an'i Balita)
Ramose: An'i Balita ary, milazà anaran-javatra manomboka amin'ny O..?
Ramose(nieritreritra fa tsy hahita havaly Balita)

Balita(namaly): oui,oui, oui, à ouiiiiiiiiiiiiiiii ramose?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.476