mahaleo eto Poitiers INEDIT
1. mabloo
(
14/02/2005 14:17)
Manasa anareo izahay hiara hifaly miaraka aminay!
Sitrany ahay mba misy fihaonana namana e!milay zany sa aona e!
@ 19 Mars le fotoana e!
Mankalaza!!!
Sitrany ahay mba misy fihaonana namana e!milay zany sa aona e!
@ 19 Mars le fotoana e!
Mankalaza!!!
novalian'i fijo ny 24/03/2005 22:54
4. eisy
(
15/02/2005 07:59)
Izahay de malahelo mihintsy amin'izany e! aty amin'ny tanàna ve tsy misy fampisehoana Mahaleo mihintsy, ny tary efa mamba be nefa.Zay nefa tsy afaka mankany fa lavitra loatra miampita ranomasina.MALAHELO ZAY AMIN'IZANY E
5. eisy
(
15/02/2005 08:33)
Izahay de malahelo mihintsy amin\'izany e! aty amin\'ny tanàna ve tsy misy fampisehoana Mahaleo mihintsy, ny tary efa mamba be nefa.Zay nefa tsy afaka mankany fa lavitra loatra miampita ranomasina.MALAHELO ZAY AMIN\'IZANY E
6. eisy
(
15/02/2005 08:35)
Izahay de malahelo mihintsy amin\'izany e! aty amin\'ny tanàna ve tsy misy fampisehoana Mahaleo mihintsy, ny tary efa mamba be nefa.Zay nefa tsy afaka mankany fa lavitra loatra miampita ranomasina.MALAHELO ZAY AMIN\'IZANY E
7. rvoulah
(
15/02/2005 12:01)
kay !!!! eto amy tanàna kosa Mahaleo kay zany
tsy maintsy mijery amin'io ka :P
tsy maintsy mijery amin'io ka :P
13. rvoulah
(
16/02/2005 18:41)
ika< androky koa e, ahako aza tsary miteny anarana kory , ndroky sy ketaka anfa zany e :/