Fanentanana

1. Fitiamandresy ( 09/02/2005 14:26)
Salut daholo ianareo rehetsa nanoratsa izao aho satsia ny zavatsa itako dia to malaina isika mpikambana ato @ serasera ny mamaly izay mba te hinamana @ntsika fa mba valio ihany aoka mba azoto hifanerasera zavatsa hitako io mato aho maneo izao sosokevitra izao ary dia misaotra antsika rehetsa ary mino ny fiovana aho
:lol:
novalian'i Ramaso ny 12/02/2005 07:13
2. mumu ( 09/02/2005 14:49)
mila fanazavana fa tsy de azoko lôtsa :?: :?: :idea: :idea:
3. majakely ( 09/02/2005 15:13)
nanoratsa tamin'iza agnao ro tsa nisy namaly ?
4. Fanja1 ( 09/02/2005 18:31)
iza no tsy namaly?
5. yonikafopl ( 09/02/2005 20:36)
mba lazao tokou we ilay tsy namaly we iza?? :-w
6. naritsimba ( 10/02/2005 10:27)
zà alou mamaly foana izay rehetra nanoratra tamiko e!
7. aicha ( 10/02/2005 14:50)
za ko alo e!! raha tsy hoe kosa nga hoe nananiany fotsiny le olona , nefa na nananiany aza de mba anianiana koa ko!!! :D
8. aicha ( 10/02/2005 14:51)
za ko alo e!! raha tsy hoe kosa nga hoe nananiany fotsiny le olona , nefa na nananiany aza de mba anianiana koa ko!!! :D
9. aicha ( 10/02/2005 14:52)
za ko alo e!! raha tsy hoe kosa nga hoe nananiany fotsiny le olona , nefa na nananiany aza de mba anianiana koa ko!!! :D
10. kally ( 10/02/2005 16:40)
Ary le razokiny manoratsa ny sizé koa ange ôtsan'ny kôfana'Anjam zany e!fa maninona ary razokiny no tsy misy mamaly?Raha izaho mihitsy no ôtsanao razokiny avy dia asehoko eto @ pokona eto @ forum mihitsy hoe i anona sy i anona no tsy namaly fa na izany aza dia gijagijaina fa tsy hainao ohatsa raha maty ny ordinateran'ilay oul na mikandra be ilay oul..sa aôna ouz'enao? :wink:

Sorira dia ampy njinja raha misy fanantenana ôts'izao !!!
11. kally ( 10/02/2005 16:41)
Kay fanentanana fa tsy fanantenana!!!'safady fa diso
12. chipie1 ( 10/02/2005 16:49)
sao de i xxxx aza no nanoratany ? :lol:
13. mumu ( 11/02/2005 08:13)
ô ry Fitiamandresy mba valio zay ô!!
14. bichette ( 11/02/2005 08:50)
fitiamandresy rô da tsy mbola nanoratsa taminakà
15. Ramaso ( 12/02/2005 07:13)
anay ko va mbo mahazo manoratra aminjy ry bibi?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8203