Anaïs Nin

1. nikopol ( 03/02/2005 09:27)
Nous ne voyons pas les choses telles qu’elles sont. Nous les voyons telles que nous sommes.

Anaïs Nin


:roll:
novalian'i fijo ny 08/02/2005 23:40
2. sechat ( 03/02/2005 09:42)
"Nous ne voyons pas les choses telles qu’elles sont. Nous les voyons telles que nous voulons qu'elles soient!!!"

Sechat.

héhéhéhé

3. nikopol ( 03/02/2005 09:47)

Je vois

Henry Miller
4. sechat ( 03/02/2005 09:51)
Dia nahita aho...tao anatin'ny fahajambako. :-*

Sechat
5. booboo ( 03/02/2005 10:19)
nous ne voyons pas les choses telles qu'elles sont, nous les voyons telles que nous croyons qu'elles sont.

6. hery ( 03/02/2005 10:25)
Nous ne voyons pas des choses... nous nous voyons, nous-memesHery :-)
7. sechat ( 03/02/2005 10:32)
Hery> héhéhé tsy ratsy kah!
8. you ( 03/02/2005 11:30)
Izaho koa aloha tena mihombon-kevitra @nao io mihitsy ;fa saingy ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe raha toa ve ka ianao mahalala ny zava-miafina sy ny tantara izay mitranga eo imasonao dia afaka mampafantatra ilay olona tsy mahalala ve sa havela izy @ heviny ?
Sarotra mantsy ny miditra @ tantaram-pitiavan'olona roa satria misy ny marina ary etsy an-daniny misy ny fitiavana.
9. kinaoly ( 03/02/2005 13:40)
Mpandefa : booboo 03-02-2005 13:19:00
nous ne voyons pas les choses telles qu'elles sont, nous les voyons telles que nous croyons qu'elles sont. za kou dakôrou de ampikou we:
"Si ta vue baisse, suppose que le monde existe moins "
Jules Renard
10. chipie1 ( 03/02/2005 16:22)
wesh :wink:
11. Tsiperifery ( 03/02/2005 16:37)
kinaoly> si ta vue baisse, cours chez afflelou: 2 paires pour le prix d'une !!
chipie > clin d'oeil est roi au royaume des aveugles :wink:
hery> miroir, suis-je beau ?
Booboo> minoa fotsiny ihany
nikopol> le voyeur des seraserins !!
12. ikaretsaka ( 03/02/2005 19:47)
"If only we could pull out our brain and use only our eyes." (picasso)
13. fijo ( 03/02/2005 23:21)
raha tsy nisy ny maso fa ny sofina no nitondra ny diantsika mety ahita ny lalana marina isika.(fijo)
14. bebe ( 04/02/2005 02:11)
ataovy teny gasy
15. lo ( 04/02/2005 04:03)
Itako no tsy hitako

[b][/Laijamba]
16. sechat ( 04/02/2005 10:02)
fijo> de hovonoina ndray zany ramaso? =))
17. mihanta ( 04/02/2005 10:05)
tsy hitako intsony ny lalana :lol:
18. nikopol ( 04/02/2005 10:21)
tantana ve mihanta e ? :D
19. sechat ( 04/02/2005 10:28)
tantano izy sao de mianjera nikopol a. :-*
20. nikopol ( 04/02/2005 12:26)
Raiso ny tanako aloha
Tano ary aza vahana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1895