aiza?????

1. fijo ( 27/01/2005 23:49)
maro ny namana ato no tsy heno intsony.fa aiza aby e??
ry donemaskita,mimich,sy ny maro sasany.sao mba misy mahalala ny misy azy ireo e?
novalian'i fijo ny 08/03/2005 22:18
2. booboo ( 28/01/2005 11:59)
eny tokoa ôa ? :/
3. atmos ( 28/01/2005 17:06)
ka niova anarana sy ps ny ankamaroan\'ny sasany e, ohatra i fijo lasa zandrin\'i fijo, efa ho lasa zafiny indray ato ho ato, ka aiza no ifankahalalana intsony,hihihi

4. ikaretsaka ( 28/01/2005 17:12)
de ho avy koa ny bavinifijo sy ny rafinifijo sy ny sipanifijo atsy ho atsy :-D
5. mihanta ( 29/01/2005 10:40)
ary ny zafinifijo
6. pitchou ( 29/01/2005 11:22)
tsy hisy zanadrafinifijo ve any ho any? :-*
7. yonikafopl ( 29/01/2005 12:36)
:-D :-D :-D :-D
8. arena ( 29/01/2005 16:24)
eo ihany wa somary sahirana kely fotsiny ry zareo ka ! :?
9. fijo ( 31/01/2005 22:52)
fijo fijo ihany ka.ny vadinifijo sy ny sipanifijo ary xfijo rehetra mahazo manao daholo ka
10. mihanta ( 01/02/2005 10:14)
:-D
11. pitchou ( 01/02/2005 19:45)
kay v izany i fijo ity tsy V akory fa mampiresaka fotsiny e! :-D :-D :-D
ramaso> ahoana njay zany! kay d efa akamabonnifijo an!
12. mihanta ( 01/02/2005 22:18)
aiza hono
13. fijo ( 01/02/2005 23:04)
hoay pitchou ve tsy mahazo resaka e?za za ihany fa izay te hanao vady na sipa na rafi na zanakifijo tsy koi
14. mihanta ( 02/02/2005 13:19)
d faly ery fijo amzany rehetra zany :-D
15. pitchou ( 02/02/2005 19:53)
fijo> eny wa e!
16. fijo ( 02/02/2005 23:14)
mihanta za tsy te hososotra izany ka.tsiky ihany.
pitchou izay hoa e
17. ikaretsaka ( 03/02/2005 19:10)
hmmm arty mety hiova ....nifijo ihany i pitchou ity raha izao an
18. fijo ( 03/02/2005 23:50)
mahazo miova izy ka
19. pitchou ( 05/02/2005 18:05)
inn ndary ny karetsaka?
20. fijo ( 07/02/2005 22:37)
izany hono ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2001