Tonga de miditra an-tranon\'olona de mandroba sy manambana basy

1. eisy ( 27/01/2005 10:15)
Ahoana ndray ny heritreritrareo amin\'ilay tranon\'ny tera-tanny vahiny karazana masoivoho nisy niditra iny e!
Tany Mandroseza ny tantara (aty Dago zany ) de niditra ry lerony , nambanany basy ny solotenan\'ny Banky iraisam-pirenena, sy ny tompon-trano de nisy jeneraly hafa koa.Sady tsy nisy nisaro-tava ry lerony....
Tratra ny iray de voalaza fa Garde de Corp eto amin\'ny tanàna
Henjanana an ! rahoviana ihany vao hilamina?...
novalian'i fijo ny 03/02/2005 23:57
2. rvoulah ( 27/01/2005 12:44)
tena mampametra-panontaniana ilay zav-mitranga?
ny gasy rehetra no afabaraka amizany fa tsy ireo nadroba fotsiny
ny marina dia tetika efa voaomana le izy
3. fijo ( 27/01/2005 21:49)
noho io antony voalazan\'i rvoulah io dia tonga ny fanontaniana hoe sao dia fitiavana hanakivy ny mpampiasa vola vahiny no tanjona ????
4. eisy ( 01/02/2005 05:46)
De izao koa e! ny vozongo eto amin'ny tanàna zany ohatran'ny tsy nisy nanao réaction be hoe ahoana!
de izany mety handika hoe azo atao ny rehetra aty Dago fa na Diplomate aza azo hidikidirana fotsiny ny tranony de robaina ry lerony....mitovy amin'ny mpamaky trano tsotra ...
5. mihanta ( 01/02/2005 22:17)
efa nivadika ny sain'ny olombelona sasany
6. fijo ( 01/02/2005 23:05)
fa ny pra kosa nanao ny asany tsara dia maro no efa tratra
7. mihanta ( 02/02/2005 13:19)
kou reny v zao tsy vetivety d votsotra njay,raha vao mahalala oul ambony d zay no vita
8. fijo ( 02/02/2005 23:15)
mamono ny pra izao ka.
9. eisy ( 03/02/2005 05:56)
de tokony ho asina ve zany ny fanamelohana ho faty de amin'izay mihena ny miseho ho manao dega ato amin'ny tanana sa ahoana ny hevitr'lisany?!
10. fijo ( 03/02/2005 23:57)
za aloha dia momba ny fanamelohana hofaty hoan'izay nahafaty olona,ary tsy tokony misy prescription amiko ny crime.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1406