bandy bancal sy sipa bancale

1. vegas ( 28/12/2004 16:02)
Bandy bancal mba mahay bôl fa sipa bancale kay ry zalà mba mahay inona?
novalian'i fijo ny 25/01/2005 21:35
2. chipie1 ( 28/12/2004 16:07)
mahay grandekara finn njay :-D :-D
3. mihanta ( 28/12/2004 16:11)
hahahaha chipie lol,tanjeno sao michamaka ao am grand ecart ao
4. sechat ( 28/12/2004 16:20)
vegas> mahay bôl kou izy reny hono kah ! :-P
5. mihanta ( 28/12/2004 16:23)
avy njay sechat an baolina inn kou zanyfoot sa baskety sa hand sa volley
6. vegas ( 28/12/2004 16:29)
chipie1> hihihi iny ndray no tsy itako. Tena marina tokotrany ve zany e?
sechat> sô dé mba tia milalao fotsiny fa tsy oe mahay e?
7. mihanta ( 28/12/2004 16:31)
in njay zao io lalaovina io zany :evil:
8. vegas ( 28/12/2004 16:33)
mihanta> boule ngamba, sa bôl? bôl tô ngônda lôtsa. :°)
9. heartbreakkid ( 28/12/2004 17:36)
Ka efa mora sokafana zany ny feny ka inona indray ny maha aory??
10. rmbary ( 28/12/2004 17:58)
reny ve tsy le tintsika lelà no tena ainy e! :-D
11. fijo ( 28/12/2004 21:13)
izay mihintsy malalaka ny lalana ry zareo e
12. loockx ( 29/12/2004 03:03)
mahay mitaingintsoavaly sy ze azo tengenanana reetsa :-D :-D :-D
13. sechat ( 29/12/2004 09:58)
mihanta sy vegas > hihihihi
heartbreakkid, rmbary, fijo, loockx> de ho faly sahirana nareo zany kou.
satria nareo 4, le izy nefa vevavy bancal 1 sy lelahy bancal 1 fotsiny. de iza no haka an\'iza? :-D :-D :-D tsy sahy mamaly a...
14. jhouhlambout ( 29/12/2004 11:00)
15. fijo ( 29/12/2004 23:16)
sechat mifandimby ka
16. sechat ( 30/12/2004 09:05)
enga anie mba tsy fijo le mifandimby @le lelahy bancal :-D :-D :-D
17. mihanta ( 30/12/2004 09:11)
sechat kay aza mampime wa.mihinana tsaramaso mena hono d amzay tsy bancal ny zaza marina v zany
18. chipie1 ( 30/12/2004 09:18)
:?:
19. mihanta ( 30/12/2004 09:38)
hihihi reny bancal reny gotry foana refa mankany am casino,izy aza efa banky al :-D
20. sechat ( 30/12/2004 10:29)
mihanta> :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5622