Tanora sy ny tsenan\'asa

1. ngoty ( 15/12/2004 05:03)
Hono woa ry zareo ahoana indray ny hevitrareo momba ny tanora sy ny asa?
Raha mandinika aho mantsy dia toa mihamaro ny tanora manam-pahaizana nefa tsy miasa ,inona no mahatonga izany e?
novalian'i tsyandevo ny 18/12/2004 01:30
2. damaopa ( 15/12/2004 06:07)
rehefa tsy an\'asa izy dia efa anisan\'ny tsy fahaizany izany na mampidera diplaoma isan-karazany aza.
3. loockx ( 15/12/2004 06:41)
ny fanontaniana voalohany aloh d we tena ao tkou v le fahavononana hiasa? rah ao le izy, nanao ny fomba reetra azo atao hitadiavana asa v sa miandry tolorampotsiny? mifidifidy asa b loatra v sa manao anle we nenà ny diplômako zao d tsy maintsy zao zany ny asako?ary mahay mivarotra ny fahaizany v sa le tena nanao tsenjery b ny nahazoana le diplôma?
D itany amzay arakarakze valiny eo we maninn izy no tsy mahita asa
4. sechat ( 15/12/2004 09:42)
aiza io ry ngoty, sa ho an\'ny retra2 ?
5. tsiperifery ( 15/12/2004 10:04)
Ny mahatonga izany dia satria tsy mahita asa mifanandrify @ fahaizany na ny diplaomany izy.

loockx> mety tsy mifidy asa izy fa tsy mahay asa hafa ankoatry ny nianarany na tsy afaka hiofana hanao asa hafa intsony
mety diso fanantenana koa izy @ karama nolazaina taminy satria izy efa nandany taona maro hikatsaka diplaoma ambony
6. booboo ( 15/12/2004 10:34)
zay an\'i Tsiperifery zay koa no voatsikaritro
7. mihanta ( 15/12/2004 18:26)
njainjay kou b lasa le taxe andrafanjakana d refa tena atao ny kaonty aleo tsy miasa
8. fijo ( 15/12/2004 22:02)
marina io an\'i tsiperifery io
9. xxx ( 15/12/2004 22:06)
diplôma aza azony ka asa tsy hay no mitady azy? Efa incompétence dôly zany e, reny ilay nianatra mba ahazo diplôma fa tsy nianatra mba ahay. Avy eo tsy hainy akory ny fampiasana ilay diplôma fa lasa manao petit boulot.
10. ngoty ( 16/12/2004 03:04)
ok, samy manana ny marina dhl sika fa ahoana kosa moa no hitaritan\'ingahyinjenier aposy. :lol:
11. tsyandevo ( 16/12/2004 03:33)
ny olana tokoa dia ny fanambonian-tena ho be diplaoma kanefa asa aza tsy hainy ny mitady azy araka ny lazain\'i xxx.

ny diplaoma rahateo betsaka ny mividy ary ny fahaizana mampiasa azy no porofo fa tsy novidiana ilay izy, anisan\'izany ny fahombiazana eo amin\'ny tsenan\'ny fitadiavana asa satria io dia fifaninanana fa tsy varotra.

tsy aleo ihany andrian-dreraka?
:-P
12. tsiperifery ( 16/12/2004 08:07)
Ny anisan\'ny tsy dia ahitan\'ny tanora manampahaizana asa koa angamba dia noho ny toetran\'ireo izay mba efa tafita toa an-dry xxx sy tsyandevo.Fanapempoana no tena ataony fa tsy mba fankaherezana ! Ireo tanora maro tsy miasa ireo aminy dia tanora nianatra nefa vendrana na koa nividy diplaoma ! Aza manody ny ts\'isy asa ee !
13. booboo ( 16/12/2004 08:21)
dé eo koa ilay resaka discrimination raciale ( vô nahita article momba ny CV anonyme sy ny discrimination raciale zà io :°) )
14. kinaoly ( 16/12/2004 10:30)
le discrimantion raciale io aty ivelany no mitranga
fa misy kou we tsy mety mifanojo amze ilain\'ny mpampiasa ny vécu professionnel anle tanora, azavaiko :
mandefa annonce ny mpampiasa de zao ny ao anatiny : recrutons h/f responsable marketing, moins de 35 ans, bénéficiant d\'au moins 5ans d\'expérience dans un poste similaire (sic) , de diniho ane nefany fa tsy lojika mintsy zany. le tanora vao nahazo diploma zany anao inn, tsy afaka anao ny preuve-ny akory we compétent izy na tsia? ny zoky teo aloha nefa lazainjy zareo fa efa tsy manana ny connaissance araky ny toetr\'andro intsony(lol) ny any ivelany zao efa manao contrat de qualification sy efa manandrana mametraka recrutement sans CV fa tonga de test d\'aptitude sur le terrain no hitsarana ny mpiasa
misy aza ny sasany efa nanao stages d\'immersion professionnelle zao de tsy mbola voaray ihany fa na we tanora loatra (raha poste à responsabilité ilay izy) na we surqualifié (raha exécutant no ilain-dry zareo)
sarotra koa ny mandainga fa mbola misy ihany le arrivisme : le we tanora vao ray ranon\'orana ve no haka ny toeranay rahatrizay na hikômandy anay @asanay :-D , hoy ireo zoky sasantsany (lol)
ilainy koa ny formation ho an\'ireo chasseur de tête aty dago (consultant recruteur) tsy mbola misy mazava manko io fa de ny sitsapon\'izay ol mampanao entretien ao no arahina hany ka ndraindray de zanak\'i anona sy anona naman\'i anona no voaray (hihihi)
aza kivy ry tanora fa mbola ho avy ilay andro iray :)
15. fijo ( 16/12/2004 20:41)
io toetsaina voalazan\'i tsiperifery ery ambony io dia tena mampalahelo amin\'ireo izay mna nianatra sasany.
16. tsyandevo ( 18/12/2004 01:30)
manam-pahaizana ve de tsy ahita asa? ntssss. fahaizana inona koa zany?
rehefa manam-pahaizana de tedavin\'ny asa fa tsy mitady asa fa aza be zesta manam-pahaizana tsy an\'asa eo.
tsy tena mbola manam-pahaizana matoa tsy raisin\'ny olona hiasa. raha tena mahay ianao de ampirimin\'ny olona mangingina io discrimination io fa tambatambazany na dia par hypocrisie fotsiny aza satria ianao mahay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6366