Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho anareo ato ihany kah
1. rafilozofy
(
02/12/2004 15:44)
Finaritra tompoko, Tena mba natokako ho anareo mpiandraikitra mihintsy ity e: tsy izany fa nandefa hevitra tao @ resa-dehilahy aho t@ maraina ka rhf niverenako nojerena ilay izy izao dia tsy afaka nijery aho. Tsy haiko hoe inona no tokony hatao ahitana azy tsara. Ilay lalana tokony haleha izany e. Nefa izaho tompony tsy mahita ange e.
Dia misaotra ary manantena valiny mahafa-po.
Rafilozôfy.
2. fijo
(
02/12/2004 21:42)
sao dia nanmompa kosa ary nareo le.