Fanajana sy fiarahabana

1. tsyandevo ( 02/12/2004 01:57)
Tsaràva tompoko!
novalian'i ramaso ny 20/12/2004 22:40
2. loockx ( 02/12/2004 03:25)
Inn marina aloh ny tena tiandrazoky ahatongavana e?!
3. malaso ( 02/12/2004 03:51)
Jereo ny asany sy ny mombamomba azy dia ho fantatrao ny ahatongavany eo.
4. chipie1 ( 02/12/2004 11:14)
loockx> tanjemo fotsiny fa misy malaso io? :lol:
5. mihanta ( 02/12/2004 18:22)
ary ny mbarakaly arà?
6. fijo ( 02/12/2004 21:40)
na mbola tsara e.
7. tsyandevo ( 03/12/2004 01:26)
manakory riaka!
8. pitchou ( 03/12/2004 17:21)
akory aly
9. xxx ( 03/12/2004 19:49)
Izaho indray ny anarako izany Tsiandriana Manandevorahova eh

Ilay fiarahabana ry tsy andevo hoe \" Tsara va Tompoko oh\" Fa tsy hoe\"Tsaràva Tompoko\" izany an.
Ny dikany dia hoe \" Salama ve ianao Tompoko oh?\" Sao dia tsy azonao tsara satria ianao \"Tsy andevo\"
10. tsyandevo ( 11/12/2004 02:41)
xxx, sao de mila vidanana cotton tige enao fa miova ny fandrenesanao ny tsindrim-peo de akisakao?
11. xxx ( 11/12/2004 02:57)
k\'aiza (miampy teny ratsykely) daholo tenisany!
Fiarabana Jomaka io
12. zandrinifijo ( 12/12/2004 02:54)
tsy teniratsy zany ka. tena teny tsarabe mitsiny le izy. tsy manaratsy olona oe tsisy ilàna azy fa atao fatany fa tena ilaina izy.

kaiz\'akory dôly tenisany ry le ilaina reto ô!
13. pitchou ( 16/12/2004 05:55)
aleoko mitazana fotsiny fa tttssssss! tsy hitako ato anaty diksionerako ato zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3326