Izaho aloha efa informaticien tany Dago ihany no niala fa sarotra ny fananana asa any, indrindra ny asa stable, satria raha tsy mitandrina ny informaticiens dia matetika ataon\'ny deba ohatran\'ny mitery ronono fotsiny!!! Izaho anefa mahita hoe - tsy noho izaho informaticien - :lol: MILAY ny ati-dohantsika Gasy, fa mifampitsentsitra am-pitoerana no mahavoa antsika... Noho izany dia be ny fuite de cerveau! :?
raha avenir aloha, tsy mbola fantatra. :?:
Ny manaitra ny saiko de hoe misy bioinformaticien ve any dago? :-o
marina fa mampivoatra ny domaine hafa ny fampiasana ny informatique, tsapa izany aty @ pays industrialisés, fa ny fanontaniana mipetraka de hoe na ny biologie aza tsy mbola voafehy asa ny fampiasana informatika @ zany ve de hanampy ny gasy sa?:wink:
Za aloha tsy afaka ny mihemotra intsony fa tsy maintsy miditra @ io fampiasana ny solosaina @ lafiny rehetra. Ary mino aho fa tsy tara lavitra ny gasy fa raha misy de elanelana 60 taona ny fahatarantsika nefa izay fahatarana izay ve mbola ho voahenjika???
Mazotoa ry zandry gasy isany, ry zoky gasy koa tsy adino, fa mba miezaha mandray ny zavabaobao e :lol: :?: