f\'anga ra hoe manda dé saro-tiavina ,tss

1. xxx ( 24/11/2004 11:19)
:x mba tsy reveko mitsy zany le bandy tsy nazaka dé avy eo enao ndray no lazainy fa sarotiavina na miavonavona na zaza saina matahotra bandy
tsy rariny e,mba mieritrereta iany nareo vao miteniteny foana....
novalian'i fijo ny 02/12/2004 21:17
2. ikaretsaka ( 24/11/2004 13:17)
ka arakarak\'ilay fomba nandavanao azy ko io.
3. xxx ( 24/11/2004 14:15)
eny wa aky ry xxx, dia ilay bandy indray no avoavo vava eo. tsss ! soa fa tsy nanaiky... mety decu loatra koa izy dia tafiteniteny fôna. Tsy omena tsiny aky a
4. xxx ( 24/11/2004 15:48)
fa zany eo ihany.. fa ilay remark nataony taminao koa aloha ry XXX diniho ihany ..
misy manko fiteny malagasy manao hoe ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha....

tsy nivoaka ho azy ireo teny reo fa mety ianao no nampamoaka azy...
5. xxx ( 24/11/2004 16:25)
tsy dakorou za, ndroky ve dakorou ry xxx
6. tenio ( 24/11/2004 16:35)
Resak\'xxx
7. fijo ( 24/11/2004 21:20)
,dao hano X aby dia milay e
8. xxx ( 24/11/2004 22:31)
za kou hanao xx :-P
nefa to tsssss
aleo manao sonia
Yonika
9. xxx ( 24/11/2004 23:10)
Ary to miafina daholo ny rehetra. Za ko
10. xxx ( 25/11/2004 06:14)
rana i xx ihany no nilazana an\'ireo teny ireo tsy d maninn fa rah le izy le b tantara b any ankafa hanimba pasisaporo!refa tsyazy dtsy tiany ho an\'ny hafa tsinn koa
Poupounesana
11. xxx ( 25/11/2004 07:38)
:roll: samy xxx daholo izany e tohizana ni resaka
(l) (l) (l)
12. booboo ( 25/11/2004 08:16)
mampa- zzzzzzzzzzzz beee ilay mahita xxxx boooobaka beee :^)
13. dezy ( 25/11/2004 10:13)
manao xx doly ny sipa marina hihihihihihi ,ra tiany kosa enao ry xxx nefa nanao vali-boraingona tsy mba hisendotra kely va izy ???
14. xxx ( 25/11/2004 11:52)
vavan\'ny voadona fotsiny ny an\'ny bandy io fa any ampo taralila. Fa misy kou ange ny vhv tena tsy mahay manda @ fomba mihaja e. hihihi
xxx
Angie kah
15. xxx ( 25/11/2004 12:03)
za za ny no tena XXXX e,za kosa lo tsy nanao valimboraingona e
noteneniko tsotra fotsiny izy hoe tsy poince zany ,izy zany tsy niteny nivantana t@ko hoe za zao sns,fa taorian\'zay dé niatakataka t@ko daholo ny akamany,dé henoko hoe za hono zany sipa miavonavona ,,dé hoe fa izy kosa ngamba bedin\'dada sy neny fa avelao,dé zao ko hoe reny ko ngamba lé sarotiavina misnob
tsss masossokapa tss :evil:
16. booboo ( 25/11/2004 12:58)
tonga dé hombohy :°) ! Ny anà kosa aloha na valiboraingina na tsia ny fandraisany azy refa non dé non dé samy maka ho azy e !
17. xxx ( 25/11/2004 13:54)
Eka marina zany...ry xxxx( angie)

chipie1
18. xxx ( 25/11/2004 14:36)
iza lé bandy de izy lé sipa fa tsy arakay lé tantara e! de niteniteny fôna ahoana de ovina de taiza? mba te ahita ranga zay fa mba omeo sopapa a :?
Tsy hilaza ny anarako ko za fa miala tsiny.
19. xxx ( 25/11/2004 15:02)
xxxx xxx xxx xxx xxx daholo an
20. xxx ( 25/11/2004 18:17)
zany zany te hixxxx amile xxx iray io

nikopol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1824