Tsy mahay teny gasy hono!
1. fatsoraly
(
21/11/2004 08:32)
Tany am-pitan-dranomasina tany hono nisy tanan-dehibe anakiray izany tsy nisy gasy mihitsy afa-tsy bandy (b) iray sy sipa (s) iray fotsiny.
(b) Manao ahoana ny gasy e!
(s) Quelle coincidence! T\'es aussi malgache?
(b) ie, xxx ny anarako, mipetraka atsy....
(s) Enchantee, je m\'appelle yyy....
(b) Ary mba mitenena moa teny gasy e! Sa enao tsy gasy? hahaha!
(s) Ca fait des annees que j\'ai quitte Madagascar. Et j\'ai vecue en France avant de venir ici! J\'ai tout oublie mais je comprend quand meme.
(b) Fa oviana ianao no niala tany?
(s) C\'etait en 1997 et toi?
...........................
...........................
8O Sorena be ilay bandy dia tsy niresaka firy t@ ilay sipa intsony. Taty aoriana anefa niantso ilay sipa indray \"weekend\".
(s) Ca te dirai quoi d\'aller a la plage cet apres midi?
(b) Mifanao fotoana any mihitsy izaho sy ny namako rehetra fa hitaingina vedette izahay. Enao koa sao dia hiaraka aminay any?
(s) Ben ouiiiiii! S\'il te plait, passe chez moi avant d\'y aller et...on va conduire ma bagnole :)
Ilay bandy hono no namily ilay fiara. Teny an-dalana dia nigafy nandeha mafy be lery fa hoe tara fotoana @ ireto namany fa be kononkonona be ilay sipa vao nety niala tao an-tranony. Taitra tampoka ilay sipa dia niteny hoe:
(s) Mais fe gaffe! Tay be fa misy radar ao aloha ao fa mandehana moramora ihany enao ka!
.........
Vao maika le bandy sorena be 8O fa kay le sipa miteny gasy tsara. Nijanona tampoka indray hono lery dia nivoaka ary niteny hoe:
(b) Andana enao mandeha irery any fa izaho hanao auto-stop! Raha tsy izany miverena any Madagasikara mitady saofera.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

novalian'i fijo ny 24/11/2004 21:38
2. sipagasy
(
21/11/2004 10:51)
io ilay hoe nitady tombony ka natombony hihihihihihihih :-D :-D :-D :-D
4. ikaretsaka
(
21/11/2004 18:55)
ary iza no tena malaza @ ilay hoe nipetraka tany andafy de tsy mahay teny gasy e.. ny bandy sa ny sipa?
6. ravatorano
(
22/11/2004 09:07)
:-D :-D :-D
samy malaza letsy io ra Ika ah na ilay s na ilay b izany

9. nikopol
(
22/11/2004 13:45)
Fatsoraly, ben , tu voa là, whe , je parla Malgache là ! tu voa ! sept fille là ! ne pas fe pour toa ! tu voa ! tu komprand !
11. pitchou
(
22/11/2004 18:04)
ary ny fanaovana ny bandy mody tsy mahay miteny gasy ramaso? :twisted:
14. jona
(
22/11/2004 23:52)
F\'anga sipa ihany, bandy koa. Ny tapany ihany no mikobana. Ary le samy gasy de miteny farantsihay. :-D
15. ethlandgrg
(
23/11/2004 09:25)
iny ary mba aleoko ihany fa ilay manda be akitsirano tsotra izao hoe izaho tsy no tsy laitrako mihintsy :( :( :(
16. watafon
(
23/11/2004 18:55)
tsy haiko loatra io ry zareo fa a tsy any kle fa za efa voan\'ny ohatran\'io fa t@ net e!
17. fijo
(
23/11/2004 22:09)
izay mihintsy.mihevitra izy fa izay no mahambony azy nefa iny no vao miha mampidina azy ambany be.