solomiral

1. chipie1 ( 17/11/2004 14:32)
mbola mihira ve ry zareo sa tsia ? za mba anisany makafy ny mozikany manko.
novalian'i fijo ny 07/02/2005 22:10
2. nikopol ( 17/11/2004 18:22)
Mbola any daholo aki reny ry chipie a! sady mahery ara-mozika daholo an!
3. yonikafopl ( 17/11/2004 19:56)
inn mou le hiran\'ireny ry chipie? le we ny kibony, ny kibony sahala @ damozana eeee.
Toa mbola mihira ka
4. fijo ( 17/11/2004 21:08)
ry lalaina aaaaa,
ny hirany tsy voako fa raha mozika kosa aloha dia tena mafy be ry zalahy e.
5. fijo ( 17/11/2004 22:43)
mahay mozika ry zalahy fa tsy dia mahay mamorona hira.
6. loockx ( 18/11/2004 03:23)
Mbola ao miitsy ry zalah fa izy kou nge tsy d miaraka loatra, tena mahalana fa manao mersa etsy sy eroa. Fa refa manao hira milamina kosa ry zalah mba misy milay ihany ny tononkirany ka : sasa-miandry, mahatsiaro...
7. chipie1 ( 18/11/2004 14:05)
yonika>tsy aiko hira atonjy io hihihi
sotsa namaly e :-*
loockx ie tsara reo de le oe hafatra kou mahafinaritra , ry lalaina sns...
resaka mozika kousa angamba reo no hitako oe mbola tsara .
8. yonikafopl ( 18/11/2004 18:38)
chipie ka tena tsy haiko zany le mpihira raha izany no izy :?
9. fijo ( 18/11/2004 21:21)
ry zalahy letsy le miaraka amin\'i ricky izao a
10. chipie1 ( 19/11/2004 13:33)
ny anakiray iany no miaraka aminy ricky
11. kinaoly ( 19/11/2004 14:28)
nga ry zalà reny tsy mersa e, mande fona refa misy miantso ka mitovy feeling aminy, sa za no diso, fa sapô kousa alou ry lerony @le mozika e, fa le tononkira marina tsary da vouakou
12. yonikafopl ( 19/11/2004 17:40)
Fa avy aiza mou ry reto zany solomiral zany?
13. chipie1 ( 19/11/2004 18:19)
tany dago no nalalako azy ! de nisy ale oe seta iny nitsoka sax tao amindry zareo toa niaraka taminy ricky kou !
fa mahavoa reo ka !
kinaoly> toa manao mersa fona reny hatrizay ka!
14. iriniaina ( 22/11/2004 12:39)
otrany oe mampianatra le seta iny sisa .
15. nikopol ( 22/11/2004 12:42)
Mpaka sary mahay kou iny ka ( cf. seta maskim) !
16. chipie1 ( 22/11/2004 16:28)
hay!
17. fijo ( 22/11/2004 20:34)
tsy ny iray ihany no miaraka amindra olombelo fa tamin\'ny farany izao dia roa no niaraka taminy.izany hoe mifandimby ao ry zalahy e.
18. chipie1 ( 23/11/2004 13:42)
fijo> eh ben taty njay izy iray iany no niaraka tam ricky :lol:
ramaso> misotsa mialou
19. fijo ( 23/11/2004 21:06)
ka arak\'ilay mpikarakara ihany io ny frais ko.fa matetika izy roalahy no miaraka aminy.
20. mihanta ( 07/12/2004 09:18)
chipie humm haiko tsara ry solomiral,niara nianatrsa tamiko i haja (na lavitra aza ianao,ny foko tsy aiza fa any aminao)io hafatra io no tena tiako njinja am hirany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0734