folklore malagasy

1. yonikafopl ( 12/11/2004 18:25)
Tena serieux ry reto fa aza atao vazivazy an!
Mba misy mahafantatra ireny mpanao hira sy dihy folklore malagasy ireny ve? azo atao hoe vakodrazana mou zany? mba omeo adresse we na laharan\'ny antso antaribin\'ilay tarika raha misy mahalala? Naheno za fa misy tarika izay taritin\'i dadan\'i Rija Rasolondraibe hono toa manao vakodrazana ka raha mba misy mahay ny mombamomba io dia mba miandry ny valiny aho azafady. SOmary maimaika ihany ny ilana azy.
Misaotra mialoha. :-*
novalian'i fijo ny 25/11/2004 21:16
2. hery ( 14/11/2004 17:42)
Tsy nisy namaly ve satria hoe sérieux. :-)
I naritsimba ato amin\'ny namana yonika no hitako mety hahafantatra be be kokoa momba an\'io. Tsaratsara enao raha tonga dia manoratra mivantana ao aminy.

Ciao
3. sipagasy ( 14/11/2004 18:07)
aiza kosa ra hery annn, tsy nisy mahafantatra fotsiny kannn :wink:
4. yonikafopl ( 14/11/2004 18:38)
Hery hihihihihihih :D , misaotra anao, eny fa hanoratra any aminy aho.
5. kitjo ( 15/11/2004 14:37)
yonika> jereo fa manana site koa ry Ramilison Besigara
6. yonikafopl ( 15/11/2004 15:22)
kitjo, merci aky, :-* fa tsy haiko le site, inona ny rohy misy azy.
7. fijo ( 15/11/2004 22:15)
rohyy kitoza ka.ih,ih,ih, laingako fa naritsimba no mpanao vakodrazana ato.
8. atmos ( 16/11/2004 15:22)
Tena serieux marina angamba izy zany, inona ny azo anampiana anao @ ilay izy e, te-hanafatra mpanao vako-drazana angaha ianao?
9. yonikafopl ( 16/11/2004 19:34)
fijo diso lohahevitra nga ianao? tsy sakafo ange ny ato e!! hihihhihihiihihh
atmos tsy hoe hanafatra mpanao vakodrazana akory ka, tena mbola ezaka be vao mahavita an\'izany fa mba mila fanampiana satria nahazo fanasana izahay hampiseho ny dihy nentin-drazana malagasy, ny fomba fitafy sns
10. fijo ( 16/11/2004 21:55)
kay ve aty frantsa no tadiavindry e.
11. yonikafopl ( 17/11/2004 19:42)
fijo oujiiiiiiiiiii
12. fijo ( 17/11/2004 21:17)
video izany mety sa tsy manitsy mila olona hifandraisana?raha izay dia i naritsimba ihany no tsara
13. yonikafopl ( 17/11/2004 21:36)
misaotra an\'i fijo, efa manampy ahy i Naritsimba fa misaotra anareo rehetra. :-*
14. dasy ( 18/11/2004 13:28)
tsy mba mahalala an\'i naritsimba izahay ka mba hatoroy ny adiresy , misaotra
15. yonikafopl ( 18/11/2004 18:22)
afaka mijery na mandefa hafatra fotsiny ianao ho an\'i naritsimba na koa jereo ao @ tononkira ny Hanitra Nentindrazana fa manana sary sy hira ao zareo.
16. fijo ( 18/11/2004 21:29)
MIRESAHA AMINY ATO FA TSOTRA BE IZY.
17. yonikafopl ( 19/11/2004 17:27)
tena marina izany an\'i fijo zany.
18. fijo ( 22/11/2004 20:38)
efa nahita ilay nilaina ve?
19. yonikafopl ( 24/11/2004 18:13)
efa nahita za fijo fa misaotra a!
20. fijo ( 24/11/2004 21:03)
dia mba hendry amin\'izay ary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0712