ilay olo tiako izay ...
1. iharantsoa
(
05/11/2004 04:05)
eritreritra sendra nandalo ilay tantaranay sy Tony, tovolahy tsara tarehy, manaitra avy hatrany na dia tazanina lavitra aza, tsotra dia tsotra anefa ny toetrany, ny tsikitsikiny mambabo avy hatrany , fantatro fa tsy ho hadinoko mandraakizay izy satria dia nandratra ny foko loatra ny fisarahana tsy fidiny nampiharinataminay roa, 16taona aho tamin\'izany, izy kosa 17taona, nifankatia zahay saingy ny ray aman-dreniko dia nanakana mafy ny fiarahako aminy, tsy nahoany anefa izany, nanoratra ho ahy hatrany izy nilaza fa tsy arak\'ilay fihevitry ny ray amandreniko ny momba azy, efa pepo loatra ny lohako ka dia naleoko nanaraka ny hevitr\'i dada, dia izay ny aminay no vita , tsy hitako intsony izy tao aorian\'ilay fivezivezena naharitra niala nenina tamiko. :roll: manantena fijerinareo aho mety vokatr\'izay ve mahatonga ahy tsy mety manadino azy satria ve aho nanmpijaly ny fitiavany?
novalian'i fijo ny 13/01/2005 22:42
3. hery
(
05/11/2004 10:10)
Misy safidy ny fiainana... misy ny olona misafidy ny ray amandreniny alohan\'ny fitiavany. Tsy ratsy izany fa mila mizaka izay vokany fotsiny...
Ny ray amandreninao dia mety mahita ny ivelany fotsiny... ary mety mieritreritra zavatra vokatry ny experience nananany... Fa tokony ho fantatra hoe afaka 30 na 40 taona dia ianao no mizaka ny safidinao fa ny raiamandreninao mety efa antitra be na tsy ho eo intsony.
Fa araky ny tenin\'ikaretsaka hoe matoa ianao nanaiky ny tenin\'ny dadanao dia mety tao ny antony... izay tsy azo itsarana anao.

4. tenio
(
05/11/2004 10:31)
Isan\'ny antony nandraran\'ny ray amandreninao anareo t@ izany angamba dia ianao mbola 16 taona t@ izany ary inoako fa mbola nianatra ihany koa. Tsy hoe ianao akoryno nampijaly ny fitiavany fa ataovy hoe izay ny lahatra e!!! Izaho tsy miteny hoe tsy anjara ny anareo fa saingy mbola teo ambany fiahian\'i dada sy neny ianao t@ izany ka tsy nanana safidy loatra.
5. ramoul
(
05/11/2004 14:03)
Tena mampalahelo ny tantaranao ry ihanrantsoa ,latsaka mintsy ny ranomasoko :cry:.
zay zany ni lahatra sy anjaranao tamin\' io fitiavana an\' Tony io; matoa ny rainao sy ny reninao nadrara anareo tsy hiaraka intsony dia teo ny antony: 1- ena vao 16 taona ary izy 17 taona;2- enao mbola mmpianatra tamin\' izany andro zany ary mbola teo akaikin\' ny ray amandreny koa.

6. lema
(
06/11/2004 14:31)
ka ilaina fantarinay tsara alou hoe inona marina no antony nandrarany ano maba ahafahana manoro lé toro evitra.
7. ikaretsaka
(
06/11/2004 17:27)
ela koa iznay zany ralema raha misy soratra eo @ vody rindrina hoe tsy azo anaovana maloto eto dia tsy maintsy fantatrin\'ialahy hoe fa maninona raha tsy iznay el ambola mipisy eo foana>?
8. johanr
(
06/11/2004 19:35)
Izy tsy adinonao mintsy izany ve mampijaly anao? Raha tsy izany mantsy de zavatra tsara nge zany.Mba tsy adinonao kosa izy kou! :)
10. fijo
(
08/11/2004 23:21)
efa voalazan\'i hery tsara angamba ny tokony ho izy,fa izao e.mahaiza koa mandroso,fa aza mivarahontsana eo.mbola ahita tsara ianao.
11. lema
(
11/11/2004 19:45)
karetsaka:raha resaka pipy anie dé tsotra kely hoe tsy azo anaovana maloto e!
fa ra hoe tsy fitiavana olona ndray samy manana ny antony ny sasany mety ho firazanana,mety ho toe-tsaina,fanana.....ka zay no ilaina fantarina ahafahana manoro azy,zay alou néna no hitako fa tsy aiko

13. dezy
(
13/11/2004 08:14)
marina ihany ny any lema satria tsy fantatra marina ny tsy nitiavany dada an\'i Tony,ka nefa na izany aza lery kou efa tsy hita tsony fa embona sisa ka tsy aleo ve ry iharantsoa mibanjina ny ho avy njay klou fa ny lasa misy ho entinao mitondra ny taranakao any ahorina??zay klou mba heritreritro ee
14. ikaretsaka
(
14/11/2004 04:06)
satria hendre tsar ahozizy dada ny zanako..
de manao heo oui papa lety rehefa zaza tsara taiza an!
de manao heo oui papa lety rehefa zaza tsara taiza an!
16. fijo
(
16/11/2004 22:19)
manaja ny rainao sy ny reninao mba ho lava andro ianao.efa henoko io teny io.
17. rmo
(
23/11/2004 11:37)
Eny tokony hajaina tokony ny tenin\'ny ray aman-dreny nefa mba mila mieritreritra aloha vao manam-pakevitra amin\'izay atao fa ny tenin\'ny ray aman-dreny anie tsy hoe marina daholo mba olombelona tahaka antsika koa ange izy ireo ka mety ho diso hevitra ny tiako lazaina amin\'izany de zao tsy de manaiky loatra ny teniny rehefa hita fa tsy marina loatra izay teneniny na tsy hita loatra ny tena antony
19. xhy
(
10/01/2005 11:14)
Dia hataonao inona anefa izany? F\'angaha possible mbola hihaona ianareo mitsamy? Na izany aza an, tsarovy ihany iz d mitadiava hafa fa lany andro eo ianao, ny fotoana mandé, izy tsy hay na ahoana ny aminy... sady tsy tian\'i Dadanao izy.
Tsy haiko aloha e!
Tsy haiko aloha e!