Box

1. fatsoraly ( 05/11/2004 03:23)
ahoana ny hevitrareo @ ireny mpivaro-mangahazo ireny? Tsy ilay izy eny @ sisin-dalana no tiako tsipihina fa ilay fandrahoany azy:
Efa mihoatra mitafotafo be ilay vilany dia saromana \"harona\" plastika mba tsy ho raraka!!! Dia ahoana ny aretina cancer?
novalian'i fijo ny 15/11/2004 23:26
2. ikaretsaka ( 05/11/2004 04:27)
io baba dia ny aza voany ihany.. misy mitandri-tena be nefa voan\'ny aretina sy tratra foana
misy ny tsy mitandrina nefa mahalana be vao marary!
3. kitjo ( 05/11/2004 09:21)
za lo d efa mpinana anreny tany Bira e

fa manin no cancer no resahina, sa le harona plastika ve? fa tsy aretin-kibo ve aloha vao cancer ra reny?

refa tsy eritreretina io tsy koi zany fa ra ny zavtara rht amidy antsisin- dalana any Dago rney no eritreretina aby d efa maty aako hatrizay.

za alou aty d malahelo an le compose eny amoron- dalana reny e, d le msy hodina voatabia manaraka....d asina ranona lasopy...lollll

lazaivo fa mbola tsy nihinana compose teny @ sisin-dalan le 1000fmg reny nareo na zi de natirel
4. six ( 05/11/2004 11:13)
ppfffff huihihih

marina zany kitjo a!

ts maninn zany reny e! sady ra sanatria ireny anie no mankarary d mba reny zany no mba famonoan-tena fa ts mety maty wazy e!
5. ramoul ( 05/11/2004 14:09)
hihi kitjo! zha no tena mpividy zi de natirela tany Dago fa aty tsy misy an\'reny tsony.
Amiko alo reny tsy mamparary zany fa ra reny no namparary an! de efa mety we tsy nisy tsony zany ram\'oul zany a efa lasa vovoka.
klé valny kosa ary ve efa midebôrda de tsy asina arona plastika ve hiaro an\' l\' mangazo tsy ho latsaka :?:
6. yonikafopl ( 05/11/2004 15:28)
za aleoko mihinana reny mangahazo eny amoron-dalana na ireno composer reny fa reny matsiro noho ny ilay atao ao an-trano.
hihihihihih kitjo
7. ikaretsaka ( 06/11/2004 03:38)
io le noteneniko hoe ny aza voany ihany
8. johanr ( 06/11/2004 19:08)
Ao ihany ve ra Fijo @ zao?
9. fijo ( 08/11/2004 21:48)
ela ramaso tena tssssss.fa marina aloha io voalazan\'ialahy io e.
ity aho letsy ry johanr an.
izao letsy e,dadanay tsy mifoka tsy misotro fa mpanao sport nefa kansera no naka ny ainy.
ka ny ahy ,na toaka io\"hamono ny mikroba any anaty ra any\"na mangahazo,na koba,na katsaka na masikita eny amin\'ny sisiny dia pehako avokoa.le mijorojoro ireny ihany no tsy pehako eny amin\'ny sisiny.
10. fatsoraly ( 10/11/2004 02:05)
Ramaso an! ireny ilay mahalasa saina hoe...ranontaiza? hahaha!

Miresaka tany tsisy rano ianareo fa raha mankany atsimo any (@ faritr\'i Betroka, Beraketa, Bekily, Tranoroa, Ejeda ka hatrany Amboasary) ny olona rehefa mangetaheta tsy misotro rano fa divay vita @ raketa. Mena tsara mihitsy ny lokony saingy be siramamy loatra.
Ny rano any mantsy na mba misy kely aza tsy mahafaka hetaheta noho ilay jeolojia nisy azy, torak\'izany koa dia tsy mahamasaka mangahazo ny rano any satria calcareous be loatra.
11. ikaretsaka ( 10/11/2004 03:40)
matsabotsaboka izay tokoa ny rano any
12. fijo ( 10/11/2004 21:29)
ny any diego nefa dia tsara be.
13. kitjo ( 13/11/2004 14:38)
Misy an le oh coco fa ambanin tany dia oh fary fa matsatso zay ko ano fisotron olona any ankoatra ny raketa

d ny mampalahelo refa avy ny orana d mifandrombaka mandroaka ny rano mikoriana @ arabe sady manararaotra mandro

misy aza maka sotrokely d mikafiry ny ranon ando @ ravina

fa mafy aina le gasy e!
14. fijo ( 15/11/2004 23:26)
ka izay no maha gasy azy ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2398