Sipa hilalao film d\'hôrera

1. nikopol ( 26/10/2004 07:11)
Mpamokatra film NRP \"Nofy Ratsy Production\" mitady sipa hanao figurant-na film d\'hôrera. Ny tsara tarehy sy ny manja tsy dia mety loatra.

Namana Nikopol :lol:
novalian'i fijo ny 15/12/2004 21:37
2. chipie1 ( 26/10/2004 09:01)
oujiiii!!!
3. jhouhlambout ( 26/10/2004 12:06)
Sao film misy vampires vehivavy?
4. booboo ( 26/10/2004 16:58)
hihihihihihi
5. fijo ( 26/10/2004 20:52)
ary raha sipa manja fa avy aty aoriana foana no alaina ny sary?
6. nikopol ( 27/10/2004 07:24)
Fijo , misy sipa manja horera be nga avy ao aoriana kle? asa kalongany e
7. fijo ( 27/10/2004 20:34)
niko>misy ka.
8. xxx ( 28/10/2004 07:01)
ka ny sipa manja manana ny role be ka. Mody hoe sipa manja dia rehefa taratara ilay bandy ka hoe raikitra ny fiarahana dia eo ampanorohana iny ilay sipa no mivadika horera. Miditra antsehatra @izay ilay sipa nôfa eo.
9. zandrinifijo ( 28/10/2004 10:01)
jereo fa be de be any amy loaevitra afa any ny sipa matsapa tena oe tsy manja.
naita kandra ndray ny vodisobika :-D :-D :-D
10. fijo ( 28/10/2004 22:26)
fa be ny zezika.
11. zandrinifijo ( 31/10/2004 10:22)
vodisobika ve itômana zezika tsy grôbaka :-D :-D :-D
12. fijo ( 01/11/2004 23:26)
ka rehefa araraka ao anaty sobika ny zezika nga mihantona?fa tsy mifatratra any amin\'ny vodisobika?
13. nikopol ( 02/11/2004 14:41)
Misy sipa manja mitaraina fa azo dinihina ny kandidaturan\'ny manja !

14. petatic ( 02/11/2004 22:15)
aona kou zany??
15. fijo ( 02/11/2004 23:57)
lazao sao mahasoa e
16. bekorontana ( 05/11/2004 12:06)
:twisted: :twisted: je suis horrrrible nikolop, alors t\'es prêt? :twisted: :twisted:
17. fijo ( 09/11/2004 00:26)
korontano be ary e
18. booboo ( 15/12/2004 10:06)
hihihi nivadika ôrera hatr@ anaran\'i nikopol
19. nikopol ( 15/12/2004 19:04)
Tsy hitako ty ! miala tsiny bekorontana fa alefaso any aminy hafatra ny resaka an! mbola tsy mikatona ny candidatures
20. fijo ( 15/12/2004 21:37)
izany hono e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5187