sondage

1. jhouhlambout ( 18/10/2004 20:14)
Inona no atao hoe lehilahy ideal (tonga lafatra) aminareo vehivavy?
novalian'i fijo ny 25/10/2004 23:22
2. fijo ( 18/10/2004 22:16)
lehilahy idealy da lahilahy misy idée amin\'ny andro alina.sha diso izany raha zakaiko izany????
3. aladin ( 19/10/2004 06:31)
filo> :lol: :lol: tsss!
4. chipie1 ( 19/10/2004 07:07)
amiko tsy mi-existe ny lehilahy lafatra ,
5. fanja1 ( 19/10/2004 09:37)
:-D d\'acc @ chipie1 za
6. zandrinifijo ( 19/10/2004 10:16)
manofy atoandro razokinibe
chipie1> fijo no lelà idealy satria tsy mbola nisôma vevavy.
7. nananie ( 19/10/2004 10:36)
Ny lehilahy idéal amiko de lehilahy tsy misy défaut na iray aza. Nefa tsy misy ny ol tsy misy défaut. donc tsy misy ny lehilahy idéal. Izany aza no mampatonga azy we IDEAL kou :roll:
8. lapoussy ( 19/10/2004 13:35)
Samy manana ny idealin\\\'io ry zavavy a ! refa hozy enao oe : lelà lavabe, tsara toetra, tendre, drole, ... misy daolo zany fa arakarakao iany io.
na koa le olona miaraka aminao (ra misy) no lasa ezahanao ho idealy aminao, sa akory?
9. kally ( 19/10/2004 13:35)
Hoy ilay lehilahy izay niandry ilay vehivavy idealiko aho nandritry ny 25 taona saingy, nony hitako io vehivavy idealiko io dia diso fanantenana aho satria tsy izaho hono no lehilahy idealiny.
10. lapoussy ( 19/10/2004 13:37)
mety ka !!
11. chuan ( 19/10/2004 15:06)
Io kou jhoulambouth de avy @ le oe \" zay tiana mitombo tarehy\" . Refa tinao le ola de lasa idealy izy aminao na de tsy idealy aza izy @ hafa !!! misy aza de sahy mikoz mitsy oe atao inn kou iny , patati , patata nefa enao de mahita fa doro ny entana !!! ka io arakaraky ny tsirairay ihany .
12. chipie1 ( 19/10/2004 15:48)
zandrinifijo > :lol:
13. booboo ( 19/10/2004 16:21)
chuan>ekana
14. fanja1 ( 19/10/2004 17:02)
zandrinifijo :-D
15. jhouhlambout ( 19/10/2004 17:11)
Ilay izy anie tsy resaka hoe: misy na tsy misy ilay bandy e, fa hoe: ahoana ny fomba fahitanareo azy. Ohatra: lava be, fohy kely, sola... etc.... Zay no maha sondage azy.
16. kally ( 19/10/2004 17:35)
Hay ve e! lehilahy lavalava ny vatany,dia tsy fohy koa ny fisainany, malefadefaka ny fijeriny,maranidranitra ny masony sy ny sainy ary ny sofiny, kingakinga ny tanany sy ny tongony, mamoaka feo sy teny tsara ny vavany,mahay miaina tsara izy,matanjaka,tomady,salama fanahy sy saina,falifaly lalandava,mazoto miasa,henjana raha hikarataka,tsy mizahozaho,tia sy antra olona....etsetra etsetra .
17. atmos ( 19/10/2004 18:12)
kally : tô za mihitsy no \"decriver\" nao zany sa iza?

Za ndray aloha ny vhv miaraka amiko mahita ahy hoe idealy aminy za e!

Ny vhv idealy ndray : kristiana, tsara sy malemy fo, tsy mikitakita, tsy be irakiraka, tsy jalouse (ny lhl mantsy mazàna manana namana vhv), sns...
18. ramoul ( 19/10/2004 20:03)
nandra dôly nareo fa ny lehila ideal dia misy toko ary tsy betsaka kounkou nefa izy ireny, ary tena sarotra y mahita azy!
Ny lehila ideal no manome anareo vehivavy fahafinaretana ary mahatonga anareo ho ideal am\' nay lehila ( ze ideal io an).
19. kally ( 19/10/2004 20:31)
Atmos> tsy ianao mihitsy ilay idealy kah!ho an\'ny vehivavy hafa angamba fa tsy ianao kah!vakio tsara izay voalazako dia ho fantatrao fa diso hevitra ianao :wink:
20. besoiiin ( 19/10/2004 21:25)
masika b kally an! mba te ho idealy eo anatrehanao nge i Atmos e!
amiko tsy misy ny tena idealy fa ny tena tsara sy tena idealy amiko dia izay mahay mikoja sy mamoaka ny endrika amambika izay nomen\'Andriamanitra azy ary laroina @ finiavana hanana toetra sy fomba ary fitiavana tsara sy bobaka b! araka ireo voatanisa maro eo ambony ireo! dia izay !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2893