mitady hira taloha

1. kitoza ( 12/10/2004 09:34)
Somary mpakanfy hira taloha ihany ny tenako Vola sy Noro,Solika, Lalao Rabeson ka raha sendra mba misy manana hiran\'ireo mpihira ireo d mba omeo . misaotra mialoha. indrindra fa ireny ira fanao @ mariazy ireny
novalian'i McFy ny 03/03/2005 23:53
2. xxx ( 13/10/2004 15:53)
ao amin\'ny \"tononkira\" angaha tsy mis ? :°)
3. mcfy ( 17/10/2004 01:25)
kitoza> ianao angaha tsy mba mihaino RadioVazoGasy ao @ Bokotra HIHAINO HIRA?
Afaka mifdy ny hira tianao henoina ianao ao?

Mazotoa MakaFy
4. kitoza ( 18/10/2004 11:15)
misy ao fa tsy ampy hitanao le solika zao 4fotsiny no itako ao ohatra. ary za tsy mety tafiditra ao @\'io hira io manindry ilay bokotra ao d tsy misy hira akory
5. gasmlay ( 13/02/2005 18:08)
IARIVO NIANDOHANA

Ry iarivo ô,iarivo niandohana
Mamiko efa nilokana
Akany,nialana sy toeran-kiafarana


Veloma ô! veloma ry tanàna nolalaiko,
Veloma fa niova, efa niova izao ny baiko,
Ho roso sy hamindra,Ka aza tsiny indrindra.

Hanaovana azafady,
fa tsy mahefa voady,
Kanefa tsofy rano,
mba tsy hahita angano.

Veloma ry iarivo,
Kanefa mba tsahivo,
Fa ny tenako no lasana,
Sy takona any ho any,
Ny foko kosa hoy aho,dia mipetraka eto ihany.


SOLIKA (Andrianary Ratianarivo)


(l) (l)
6. gasmlay ( 13/02/2005 18:11)
gasmlay:

Io letsy mba fanomezana ho an'là ry kitoza ah! Ary hiraiko ho anao koa izy raha ilainao zany.









IARIVO NIANDOHANA

Ry iarivo ô,iarivo niandohana
Mamiko efa nilokana
Akany,nialana sy toeran-kiafarana


Veloma ô! veloma ry tanàna nolalaiko,
Veloma fa niova, efa niova izao ny baiko,
Ho roso sy hamindra,Ka aza tsiny indrindra.

Hanaovana azafady,
fa tsy mahefa voady,
Kanefa tsofy rano,
mba tsy hahita angano.

Veloma ry iarivo,
Kanefa mba tsahivo,
Fa ny tenako no lasana,
Sy takona any ho any,
Ny foko kosa hoy aho,dia mipetraka eto ihany.


SOLIKA (Andrianary Ratianarivo)


(l) (l)



7. EMIN3M ( 01/03/2005 14:20)
:( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :(
Milay trop le hira eeee!!!!
8. iartistika ( 02/03/2005 21:43)
Hita hoa ko!
9. McFy ( 03/03/2005 23:53)
kitoza> ts normal rah enao rery no ts afaka mihaino na vits aza ny ao. ts aleo v vits toy zay ts misy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1129