ilay ...saika omeko azy!

1. xxx ( 03/09/2004 03:09)
salut daoly, eritreritra sendra nandalo ity ,,nefa tena marina an, niaraka zahay efa ho valo volana zay, dia tsisy tsy efa vita fa ny contrat dia hoe tsy mahazo miteny hoe "tiako ianao",matetika aho milaza ihany dia tsy valiany, ny masony milaza fa tia anefa ny fihetsiny ihany koa , fa ity indray asabotsy no tena loza satria :
anniversaire -ny io andro io, niomana mafy aho nikarakara ny fety nitondra cadeau sy gateau, indrisy tsy tao an-tranony izy ! niveri maina aho, tsy hita intsony izy hatramin'izao , niantso azy aho dia toa milaza fa sahirana miasa be hono, ataoko aiza ny cadeau saika omeko azy? ny hevitrareo ? raha sendra miantso ve dia mbola valiako sy arahabaiko ?
voninkazo.
novalian'i fijo ny 26/01/2005 22:44
2. ikaretsaka ( 03/09/2004 04:36)
fa maninona kos ano tsy arahabaina..
3. xxx ( 03/09/2004 11:33)
Efa misy zavatra hafa2 ao ambadik'izay fihetsika zay. Aleo izy ho any fa hafa indray heverina. Tsy hifanambatambazana ny fitiavana. Izy aza efa tsy te-harabaina. Tadiavo hevitra ny tsy ahitanao an'ilay cadeau mba tsy ahatsiarovanao azy. De zay
4. xxx ( 03/09/2004 12:13)
fa nahoana tokoa ianareo no nifanao contrat hoe tsy miteny hoe "tiako ianao ? " hafahafa be izany ....izany ve tsy manisy frein ny fiarahanareo ? mametra ny fitiavana tsy hiroborobo ? tsy tiako aloha izany e !
Momba ilay fetiny dia arabaho izy dia izay.
Mainty
5. fijo ( 04/09/2004 18:48)
efa be ny vita ka tsy koi fa homeo ny anabavy ny cadeau e,dia arahabao ihany raha miantso fa tsyhay izay retour
6. jhouhlambout ( 05/09/2004 08:36)
Ié arbao ihany izy aloha fa mbola ho hita eo ihany ny tohiny.
7. tsiperifery ( 06/09/2004 07:33)
fa voninkazo alou là sa vavy e !!!!
Refa fanahy iniany ny tsy te ahita intsony an'i voninkazo dia maninona raha navela taman'oul tao an-trano le kdô ho fanaovam-beloma azy....mandrakizay ?
Refa tena samy te hifankahita mahita fotoana foana na segondra vitsy monja aza :wink: , indrindra moa fa resaka zaniversera izany !!
8. fijo ( 06/09/2004 18:52)
ka izay ,nisy iray tsy te hiaona aloha dia miala kely fa avy eo mety mbola hiaona ihany ka.
9. ikaretsaka ( 06/09/2004 20:55)
hoy ilay olona izay hoe arahabarabao ihany
10. fijo ( 07/09/2004 21:08)
iizay ,sady fahalala mpomba io no fitsinjovana ny hoavy.
11. booboo ( 25/01/2005 06:57)
pfffff raha zà zany navelako teo am-baravaravana dé samy maka ho azy @ zay !
12. fijo ( 25/01/2005 23:17)
ndry kosa e
13. booboo ( 26/01/2005 10:24)
san\'angady e !
14. fijo ( 26/01/2005 22:44)
dia alainy ny angady hiasany ny tany dia voky izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.164