Teny tsy fanatra & Google
1. rindranavalona
(
28/08/2004 08:39)
Ahoana kay no mahatonga izao, fa isaky ny manokatra google aho, ny litera izay misy accent rehetra dia misoratra @ teny tsy fantatra. Ka rehefa manova codage Unicode[UTF-8] vao miseho @ ara-dàlana ilay soratra. Ka ny olana dia isaky ny miova page dia hanao codage foana.
Inona no azoko atao e?
Marihiko fa Internet Explorer version 6 no ampiasaiko.
Inona no azoko atao e?
Marihiko fa Internet Explorer version 6 no ampiasaiko.
novalian'i jhi ny 13/01/2005 01:57
4. ramoul
(
29/08/2004 15:08)
mety ny os ampiasainao zany no tsy mahazaka ny accent ataonao kou!
Ovay afa ra mety
Ovay afa ra mety
5. jhi
(
13/01/2005 01:57)
Mety marina ny hafatra nambaran\'i besoiiin wé hovay version FR , fa mety tafa enao dé tsy hanisy satroka kely tsony !
Jhi ?
Jhi ?
