Namana mitady spons

1. nikopol ( 24/08/2004 08:28)
Tovolahy nanao fianarana ambony momban'ny kamasutra (3ème cycle), spécialisation " physiques ondulatoires " mitady vehivavy matotra hi-sponsa hetsika ara-kolotorely.

:lol:
novalian'i fijo ny 25/08/2004 19:14
2. nikopol ( 25/08/2004 07:52)
:lol:
3. chipie1 ( 25/08/2004 08:02)
tsiperifery> :-D
4. fijo ( 25/08/2004 19:14)
efa nahita spons ve letsy a?milay io taranja io ka.efa mba nanao ihany ny tena fa nahazo maitrisy dia tsy naharaka intsony.ih,ih,ih :-D :D :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0821