famonoana tena

1. fiaritiana ( 22/08/2004 12:03)
tsy vahaolana ny famonona tena raha sendra ny sarotra e
novalian'i fijo ny 01/09/2004 20:10
2. hery ( 22/08/2004 15:48)
Raha sendra ny sarotra ve dia hamono (na tena na olona)? Fa angaha ianao irery no sendra ny sarotra? Dia raha mamono tena dia iza no avela hitanty ny sarotra vokatry ny famonoana tena?

Tsy haiko tokoa aloha izay eritreritry ny olona eo ambavahaonan'ny famonoantena ka nahatonga azy namono tena... fa raha mbola afaka mieritreritra ny fotoana kely aorian'io mamono tena io, na ny fotoana lavalava aorian'io dia tsy hahavita hamono tena. Eritreretina hoe afaka 1 volana, afaka 1 taona na afaka 10 taona, raha namono tena aho dia ahoana, raha tsy mamono tena aho dia ahoana...
3. kally ( 22/08/2004 16:05)
Aza vonoina izany ry reto f'avelao ho faty ho azy a!
4. donemaskit ( 22/08/2004 19:13)
sady efa ho faty daholo ihany nge e... miandrasa kely.

Fitsoahana vahaolana ny famonoan-tena fa tsy famahana azy. Ny vao mainka ratsy nefa dia lasa any @ helo direct fa tsisy fanafana intsony !!! :?
5. lanto ( 22/08/2004 21:03)
aza mba mamonomono tena izany sao maty eo ! :lol:
6. xxx ( 22/08/2004 22:21)
Mbola tsy ny fianakavianareo marina no namono tena kou hoe ze maty alevina. Mba manodiava e
7. nikopol ( 23/08/2004 06:14)
xxxxx, inn arr ty? :lol:
8. lanto ( 23/08/2004 07:16)
hmmm ? xxx an !
9. kally ( 23/08/2004 07:17)
Fa ny an-dry XXX tsy sahy mitonona anarana angaha tsy alevina ny maty ?
10. bogosy ( 23/08/2004 07:56)
ny olona mamono tena amiko dia misy fahavoazana ny sainy satria ny tenanao izao de sahinao vonoina
fa toro hevt ho an zay hamono tena ny ahy hoe nanana heri-tsaina ngedabe entina amono tena ve tsy aleo mba entina hamahana ilay olana satria amiko mila fahasahiana goavana ny famonontena ka raha avadika ho am tsara mety mba hisy vokany ihany
11. ramoul ( 23/08/2004 14:02)
Ra zany ve moa no itany fa mety maha tony ny fony dia aleo izy anao kou!, fa tsarovy fa ra mamono teny ianao de tsy mahazo ny fanjakan' ny lanitra.
12. fijo ( 23/08/2004 20:04)
ary raha asaina kapohany marto ny lohatongony dia ajanona eo.mety hampisaina koa mantsy izay.
13. chipie1 ( 24/08/2004 07:39)
fijo zany kosa defa fampijalian-tena!
fiainana mandalo ity ve tsy aleo atao izay mafinaritra na dia misy aza ny blem sns...
toy zay hamono tena zany!!!
14. nikopol ( 24/08/2004 12:38)
chipie, mitovy hevitra aminjy za eto, sady za mahita zavatra mahafinaritra betsaka azo atao. :lol:
15. fijo ( 24/08/2004 19:26)
chipie>tsy aleo ve fampijaliana tena toa izay famonoan tena? :lol: :lol:
16. donemaskit ( 24/08/2004 21:05)
:P tsy ratsy mihitsy !
17. chipie1 ( 25/08/2004 07:33)
fijo> :-D
18. tolotra ( 25/08/2004 16:35)
andramo alou ny torana dia hita eo ra sa mamono tena,fiainana milay be ty ve sady tsy miverina in2 intsony ny fahavelomana sao manatena ny itsangana @maty eo! aza maika fa mbola ho faty ihany.
19. fijo ( 25/08/2004 19:52)
marina ry tolotra.
chipie>vanitika indray an. :P :lol: :-*
20. fiaritiana ( 27/08/2004 21:17)
milay daholo izany soso kevitrareo izany e merci ka raha azoko tsara izany dia tsy solution ny famonoana tena an ok reven tsika milay ihany izy ity e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5304