Sipa manaikitra orona

1. nikopol ( 21/08/2004 16:17)
Asa lisany raha efa sendra sipa manaikitra orona, mirevirevy eo dia kaikeriny tampoka ny oron'elà. Marariiiiiiiy!!!!
:lol:
novalian'i fijo ny 08/02/2005 21:36
2. kinaoly ( 21/08/2004 19:56)
:-D
3. yonikafopl ( 21/08/2004 20:02)
zavatra ahafa njay omena kakeriny nikopol raha toa ka narary le orona @ manaraka a :wink: :-P
4. lanto ( 21/08/2004 21:01)
:-D
5. vegas ( 21/08/2004 22:21)
Hita fa efa sipa mpanaikitra ko mbola homena zavatra hafa? Vao maika mahafaty faleo ilamina.
6. nikopol ( 22/08/2004 09:28)
Sady mamela trace be le izy an! tsy te hierika sipa tsouny ela refa veo :lol:
7. yonikafopl ( 22/08/2004 20:07)
ka rehefa tsy te hierika sipa tsony niko de ndana njay any @ bandy hihihihi :-P :wink:
8. lanto ( 22/08/2004 21:04)
izany mitsy ry yonika !
9. nikopol ( 23/08/2004 06:20)
tssss. aza manao tambabe eo wa!
:lol:
10. mimich ( 23/08/2004 09:40)
nikopol :-D :-D :-D :-D
11. pitchou ( 23/08/2004 10:38)
:-D :-D :-D
12. bogosy ( 23/08/2004 11:10)
manaikitra orona mbola tsy hitako fa sofina de ie
13. xxx ( 23/08/2004 11:51)
:-D :-D :-D
14. yonikafopl ( 23/08/2004 12:06)
manao tamba be njay hono tsika ry lanto :wink: :-P
15. ramoul ( 23/08/2004 14:19)
:-D :-D :-D nikopl, zah kounkou sika tyratra fa zah nahay niala.
yonikafopl lanto: aza atao tamba b kosany izy fa sô de tomany eo kou! :lol: :lol:
16. fijo ( 23/08/2004 20:40)
manaova letia be lelo dia avelao hanaikitra an :P
17. yonikafopl ( 24/08/2004 00:17)
amzay lasa masina le bizou fa tsy mamy tsony :lol: :lol:
18. tsiperifery ( 24/08/2004 07:17)
mety mainka tian'ilay sipa raha miampy "raisin sec " kouh !! :lol:
19. chipie1 ( 24/08/2004 07:21)
dain tssss!!!!
20. mimich ( 24/08/2004 09:23)
nikopol> tsy mahazo mao voan'ny sery zany énao alo!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.111