sekoly malagasy any am-pita
1. peluche
(
13/08/2004 11:40)
Any montréal ihany no fantatro,hitako @ilay site ato.Aiza ny sasany?
Indrindra fa ho an'ny ankizy,hampahafantarina azy ny momba an'ny madagascar(ny dihy-ny teny malagasy-ny fomba).
Indrindra fa ho an'ny ankizy,hampahafantarina azy ny momba an'ny madagascar(ny dihy-ny teny malagasy-ny fomba).
novalian'i ramaso ny 25/01/2005 18:54
2. ramoul
(
14/08/2004 20:23)
Ra mahita zah de teneniko eto ihany ry peluche à!
Tsara nge zany rehefa misy sekoly gasy aty am-pita é!
Tsara nge zany rehefa misy sekoly gasy aty am-pita é!
