Te ahalala an'Andriamanitra

1. fatsoraly ( 07/08/2004 04:16)
- Dada ah! Fotsy hoditra ve Andriamanitra?
+ Tsia anaka!

- Mainty hoditra izany Andriamanitra Dada?
+ Tsia anaka!

- Ary Lehilahy ve Izy Dada?
+ Tsia anaka

- Vehivavy koa izany Andriamanitra?
+Tsia anaka, fa maninona kay?

- Ouuuay! Dada ah! Kay ve i Michael Jackson izany Andriamanitra izany e!

novalian'i fijo ny 16/08/2004 23:15
2. ramoul ( 10/08/2004 13:55)
hihihihihiihihihih
trop fort :lol: :-D :-D
3. sipagasy ( 11/08/2004 06:51)
iny injay no tsy hitako marina moa, rehefa kelikely injay hisy anontany we ary mba niteraka nga Jesosy?? hihihi
4. xxx ( 15/08/2004 12:04)
Te halala bebekoko Andriamanitra aho
mba ataovy resaka matotra ry reto leizy an!
olona telo andriamanitra
retoavy
Ray kosa angamba lahy fa tsy ho vavy mihitsy
Zanaka lahy
Fanahy Masina
de zay ry reto an!
5. fijo ( 16/08/2004 23:15)
tena i jackson marina ilay izy satria ny fahamarinany dia nivoaka ny vavan'ny zaza.toa izay hono no hitsarana an'i lery io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6242