Lettre ouverte à Mr le President Ravalomanana

1. rajoelisolo ( 31/07/2004 18:05)
Lettre ouverte à Monsieur le Président de la République Malgache Marc Ravalomanana

Ablaincourt, le 26 juillet 2004-07-31
Monsieur le Président,

Au printemps, les plantes et les fruits bourgeonnants appellent l’hirondelle à déployer ses ailes pour venir chanter sur les branches, ce que je lis dans le journal l’Express de Madagascar du 19 juillet 2004, invite tout compatriote motivé à réagir, Monsieur le président.
Depuis votre élection, il y a deux ans maintenant, j’aurais voulu vous adresser une lettre de félicitation et de soutien mais cela aurait été insipide et vaniteux et aurai pu paraître opportun.
Aujourd’hui, malgré quelques cinquante ans d’immigration en France, je demeure sensible à la vie politique de mon pays.
En gros titre dans le journal précité, est mentionné, je traduis : «Une rupture entre la classe politique et l’Exécutif du pays ».
Je ne suis pas devin ni plus éclairé mais la classe politique, à l’exclusion des partis manifestement négatif à votre égard, Mr le Président, reste le garant de la démocratie.
Et un pouvoir partagé construit un régime fort, assurance certaine de la prospérité de la nation et du bonheur attendu des malgaches quand s’est œuvré, par une personnalité vertueuse Mr le Président.
La réalité laisse apparaître une teinte mystique. Dans Galate 3,13, il est question de malédiction et de rachat. Pour notre pays, la malédiction était récurrente. Le peuple avait connu la souffrance de la colonisation, l’injustice des intérêts classiques et l’immoralité restaurée du néo-colonialisme, la corruption, les pillages et les meurtres accomplis par le régime Ratsiraka, l’imposture et l’incompétence d’un faux leader du peuple devenu Président.
Cette litanie est longue mais la malédiction est du temps révolu à la date de votre élection Mr le Président, une élection unique pour tout scrutin présidentiel dans l’histoire du pays et salvatrice pour le peuple malgache.
L’indépendance, la fin du néo-colonialisme ainsi que de la misère Ratsirakiste , les malgaches vont-ils revivre une fois de plus la mélancolie du désespoir ?
L’expression est empruntée.
N’importe quel pays, maître de son destin, dont une période de quarante à cinquante ans peut connaître des hauts et des bas, des périodes de croissance, et des périodes de récession.
En ce qui concerne notre pays, ne connaître que la récession pendant la période indiquée, est une aberration, du laisser-aller qui incombe les responsabilités ou cela devient un coup du sort, comme nous l’avions évoqué plus haut.
Mes propos dans cette lettre, Mr le Président, se résument à un constat de risque de dérapage dans le déroulement des affaires du pays.
Pour reprendre une image de la Bible, le péché sont blottis en permanence derrière la porte (Genèse 4,7), il ne demande qu’on le laisse rentrer pour œuvrer à ses exactions.
Le peuple malgache repose tous ses espoirs et bonheurs de réussite sur votre diligence et grandeur d’âme, pour la victoire du pays, contre la pauvreté, et pour la prospérité économique pérenne de la nation.
Pour cela, un dialogue et une collaboration avec les principaux responsables positifs des partis serait la bienvenue dans le dessein d’une politique de valeur pour la nation entière.
Je vous prie de bien vouloir agréer, Mr le Président de la République, mes sentiments de respect et de dévouement avec tous mes souhaits de bonheur, de santé et de longue vie, pour vous et toute votre famille.

Rajoelisolo

novalian'i fijo ny 16/08/2004 21:09
2. xxx ( 01/08/2004 22:24)
miombokevitra aminao aho rajoelisolo fa efa tena latsaka ankaterena madagasikara malalatsika.
mody hoe hampanana ny tsy manana aho fa tsy haka ny an'ny manana , nefa inona eo ?
mitovy ihany sy ny deba , samy manao ze hahatafita azy fa le gasy madinika de mihinana ny tsy fihinana ihany hoy ny fiteny
enga anie mba hiditra forum ravalo hahita io lettre io
3. eliana ( 02/08/2004 04:04)
O ry reto anh .. aleo aloha hiasa izy dia ho hita eo ny tohiny fa aza dia henjehina loatra...

sa ahoana hoy ianareo ?

Eliana
Qc
4. kitjo ( 02/08/2004 04:46)
xxxxxxxx> eny e, hita ny maha xxxx anao raha ny hevitrao!
Hevitra babangoana..........

sa enao no atao prezida?
5. pitchou ( 03/08/2004 10:08)
otran'ny mahasadaikatra ny hamaly ilay taratisano Rajoelisolo satria mazava tsara ny olona tianao hamaky azy de lasa otran'ny mamaky taratasin'olona ny tena!
tsara ny mitsikera ahitana ny mety sy hanatsarana zavatra saingy kosa sao dia tokony asiana lanjany ihany ny fotoana ilaina hanarenana izay mitongilana? ny zavatra navela ho haolo sy nopotehana nandritra ny ampolo taona maro tsy ho voaarina ao anatin'ny 2 taona mihitsy! indrindra fa misy, ary marobe ny mitazam-potsiny miandry izay higadonany fa tsy mandray anjara (tsy ilaina lazaina eto akory kosa aloha ireo miezaka ny hamingana e!). Sady raha mora ny manimba ny manarina tena sarotra!
Ary raha andeha indray ary ny zavatra tsara vita no refesin-tsika sy atohitohintsika e? @zay tsika mba mibanjina ny tsara fa tsy mifikitra @tsy mety? :idea:
6. fijo ( 12/08/2004 22:44)
voalohany aloha dia filoha gasy no hanoratana,gasy no manoratra ka tsy hitako izay hanaovana azy teny frantsay.
faharoa nandalo fotsiny aho tany ka izay hitako no mba lazaiko.
zavatra roa lehibe no fihovana hitako sy tsapako tany.dia:
_ny fivoaran'ny tanana,ary
_ny fijalian'ny vahoaka.
Fivoaran'ny tanana.
tadidio fa hatramin'ny 72 no nankaty,dia izao vao nisy mpitondra mba nanao asa goavana toa izao vita any izao.2 taona izy no teo,mihoatra 100 heny ny vitan'ny sasany no vitany amin'io lafiny io.azy koa moa ALMA ka izay ngamba hoy ianao no himasoany hanao lalana.asa fa ny vokany aloha dia maro ny lalana vita sy miha tsara,ary fantatra fa eo amin'ny firenena iray ny fisian'ny lalana vita tsara dia efa famahana ny 40% olana.
Fahantan'ny vahoaka.
marina ary tsapa fa tena mampihaiky ny fijalian'ny vahoaka ao mada amin'izao fotoana izao.ary tena tsapa ny tsy fitoviana amin'ireo manana sy ny ankamaroan'ny olona.
maro ihany koa ny tsy mety ataon'ny mpitondra izay hita mibaribary.(afera Andry TGV teo antanimena sy teny iavoloha)
saigy marina be koa io voalazan'i pitchou eo ambony io fa misy miandry fotsiny fa tsy mihezaka.
koa raha ny hevitro ry ngahy Rajoelisolo dia avelao aloha izy hiasa fa hotsaraina ihany izy amin'ny fifidianana manaraka.
raha ry pitchou izay miaina any aza,mahatsapa sy vonona hiezaka,ary mahita fa mila fotoana ny manorina izay noravana sy nakorontan'ny sasany nadritran'ny firy taona,dia isika mpitazampotsiny tsy mahavita inona aty indray ve no andeha hitsikera be fahatany izay vita ao an toerana?
asa,fa mahandrasa aloha dia hohita eo ihany ny hiafarany.
7. nikopol ( 13/08/2004 12:24)
Miandry anao Madagascar Rajoelisolo :lol:
8. pitchou ( 14/08/2004 16:22)
ity misy tsy aritro kely: asa na afenina mafy na tena nihena tokou ny kolikoly fa rehefa mandeha any @ biraon'ny la mairie izao (satria matetika mankany manao taratasy isan-karazany, certification sns) dia mahay mandray tokoa ny mpiasa ao ary tsy misy mampifila otran'ny taloha intsony! maromaro ihany koa ny biraom-panjakana nidirana fa misy ezaka hita maso ny @io! taloha ange ka tsy menatra rizalahy mitaky motivation "mba hanaovany malaky ny dossier" e! izao tsy misy an'izany mibaribary (tsy handainga aho hoe tena tsy misy, fa tsy mibaribary!)
9. fijo ( 16/08/2004 21:09)
zavatra tsapako koa io tao amin'ny firaisana faha 4,satria nanao taratasy tao aho.marina fa mbola be ny lesoka fa lainga koa raha hilaza fa tsy nisy fiovana mihintsy any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2183