mahay miala

1. lema ( 30/07/2004 19:23)
misy ny fifankatiavana ary misy kou ny fisarahana aorian\'ny fisarahana anefa dia matetika lasa mpifahavalo ny olon-droa ka inn ary no evitra mba ampilay ny fisarahana.
misy olona
-tonga dé mitsotra hoe tena tsy mety ny amintsika fa aleo ajanona.
misy ndray ny sasany manao sambo milentika
misy ndray miandry kendry tohana dé manararaotra @ iny isarahana.
aminao raha itanao fa tsy handé ny tantara ka tsy maintsy isaraka inn no ataonao?
novalian'i fijo ny 16/08/2004 20:53
2. poupounesana ( 31/07/2004 06:30)
toa tsy maintsy atao daholo ireo telo ireo fa ny filaharany no izao :
miandry kendritohana
d mitsotra aveo hoe tena aleo ajanona fa tsy mety
d aveo izy tsy maitnsy hi-insiste we mety foana io d @ iny ndray manao sambo milentika
3. xxx ( 31/07/2004 12:01)
Ny ahy ndray aloha dia manao sambo milentika,dia refa tonga mitady dia lazaiko fa tssy mety ny fiarahana,ka raha mi-insiste ny mbola hiaraka dia ekeko fa andrasako kendri-tohina.
Lalina koa zany eritreritro zany an
4. yonikafopl ( 31/07/2004 20:42)
ramaso hi hi hi hi
fa ny an-dramaso kosa aza mba lazao e!
5. lema ( 01/08/2004 11:23)
néna ndray alou dé resahiko izy hoe zao no tena tsy mampety azy dé zay e!
fa ra i-insiste izy dé anazy nénazy fa néna zany efa napetrako hoe tsy ho lasa lavitra ty zvt ty
6. poupounesana ( 01/08/2004 11:33)
eny wà ramaso? hoatrna'ahoana no nanaovanao azy?
7. xxx ( 01/08/2004 16:44)
andray kosa ty ramaso! mba miteny ny hevitray v zahay de lazaina fa jiolahimbavy 1trano lé.
Mba lazao ary ny hevitry ramaso :?:
8. yonikafopl ( 01/08/2004 22:12)
miandry an'dramaso hilaza ny heviny
9. xxx ( 02/08/2004 16:53)
Efa nomena firy andro v ramaso mbola tsymanana ho lazaina iany a! :roll:
10. pitchou ( 02/08/2004 17:35)
ka inn moa no lazain'i ramaso eo? nga izy mbola nanana oul isarahana??? mbola zaza ange io r'ireto e! :°)
11. jhouhlambout ( 02/08/2004 17:57)
Rehefa te hiala tsara dia: avela ho faty ho azy eo ny fitiavana dia izy no miteny ho azy eo hoe: aoka @izay :wink:
12. pitchou ( 03/08/2004 10:25)
d ahoana indray raha ny an'1 ihany no maty ny fitiavana fa le an'1 tsy maty?
13. lema ( 03/08/2004 12:12)
raha tsy misy mandondona anie tsy maninn e!
fa raha misy tena tssssssss
14. ravatorano ( 03/08/2004 12:55)
vitsy koa alou le fitiavana miara maty izany fa tsy maintsy ny anakiray no mahita izany hoe malazo izany volou eh
nenah ndray diny dkoziko fotsiny hoe aoka izay dfa tsy tafa le fiarahana ka na mi insiste azany izy d za koa mi insiste hoe barakay d izay.Mangina eny foana izy.
15. tequila ( 03/08/2004 13:57)
NY ahy aloha dia tsoriko hoe tsy mety intsony e , rehefa mi-insiste dia voatery manamafy fo lasa tena tsy miraharaha mihitsy dia tsy miverina intsony izy . Lasa mampalahelo rehefa ohatra izay , nefa koa nge zavatra tadiavin'ilay iray lay izy ko
16. poupounesana ( 03/08/2004 14:43)
jhoulambout a,sarotra b zany satria mandany fotoana b, mety hanomezany tsiny indray refaveo we"tu as gaché ma jeunesse" eh, "d naninn zao raha tonga d niteny" etsetraetsetra! sady samy hijaly eo nareo zany!!!ny tsara d aleo tonga d mitsotra @ iny marary veti2 fa efa mafantatra ny zavamisy d afaka manamboatra saina!raha avelanao @zao manko, izy koa anie mety tsy kopy hoe tsy tinao akory eh?samy manana ny fomba fijeriny manko ny oll koa
17. lema ( 06/08/2004 08:33)
dé mifandany zara ve :?:
18. poupounesana ( 06/08/2004 09:38)
ie zay mitsy le terme
19. pitchou ( 06/08/2004 10:33)
zà alou to tsy sahy hiteny fa ataoko fotsiny ze ahatsapany azy e!
20. rambofrau ( 06/08/2004 11:37)
Tsy misy ohatra ny sincerite ry ireto ah,aleo mitsotra hoe tsy mety intsony na koa miara mitady solution sao dia mba mety ihany.Dia tena rehefa tsy mety dia aleo misaraka tsy misy maratra.Le manao sambo milentika kosa aloha tsy izy amiko eh (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5863