vehivevy aziatika

1. fatsoraly ( 15/07/2004 04:29)
There was an Asian lady who married an English gentleman and moved to London. The poor lady was not very proficient in English, but anyhow managed to communicate with her husband. The real problem arose whenever she had to shop for groceries.
One day, she went to the butcher and wanted to buy pork legs. She didn't know how to put forward her request, and in desperation, lifted up her skirt to show her thighs. The butcher got the message and the lady went home with pork legs.

The next day, she needed to get chicken breasts. Again, she didn't know how to say, and so unbuttoned her blouse to show the butcher her breast. The lady got what she wanted.

The third day, the poor lady needed to buy sausages. So she brought her husband to the store...because he spoke English.
novalian'i xxx ny 26/07/2004 10:13
2. peluche ( 15/07/2004 10:06)
faly ery zay le "butcher"
3. atmos ( 15/07/2004 10:51)
hahahaha, misy fomba fiteny zay manao hoe, rehefa tsy mahay dia T...Y (fenoy ny banga)
4. xxx ( 15/07/2004 11:03)
maninona no tsy hazavaina le hain'i atmos
5. ari.malala ( 15/07/2004 12:30)
fatsoraly >hahaha! wain be zay le butcher!

XXX> aza masika be moa ê!

atmos, in le banga fa zay tsy mahay
6. ramoul ( 15/07/2004 20:40)
Mba ataovy am' teny mahazatra azafady fa zahay misy tsy mahay teny anglisy ato amin' ny serasera.
Misaotra tompoko
7. ralipo ( 17/07/2004 09:55)
Marina zany sao de ohatra ilay mpivady
nitady zanaka fa tsy mety mahazo.
De nitady TRITHEOTEROL teny @ farmasia.
Ka toy za le tantara
Lasa hono izy ireo nankany @ ty nosy kely iray, malaza fa misy mpandinika
manampahaizana mahavita zavatra
tsy takatry ny sain'olombelona.
Ny olana tsy misy afatsy teny anglisy no
hifampiseraserana ao nefa izy ireo tsy mahay
afa tsy ny fiteniny ihany ka dia baiko moana
no hifandraisana.

Nifankahazo ihany ny tiana hambara rehefa
nasain'ity manampahaizana nasehon'izy roa
kely azy t@ alalan'ny fihetsika ny fomba
fanaon'izy ireo rehefa hanamboatra zaza.

Naka taratasy ary izy avy eo ary nosoratany
tao ny tokony atao.

Dia nody izy roa ary nankeny @ farmasia
ary nanontany hoe:
- misy TRIOTEROL ve?
- An! an! an!
Asehoy ny taratasim-panafody hoy ity farany
ka inona hoy inao ny soratra tao????

TRY THE OTHER HOLE!
8. soah ( 17/07/2004 12:54)
maninona izao raha tsy atao @ teny gasy ?
9. xxx ( 26/07/2004 10:13)
aiza atmos hanazava an'ilay blague a????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3942