Izy telo lahy

1. onlyspik ( 03/07/2004 14:50)
Nisy hono olona telo lahy ka ny iray avy any asie ny iray avy any afrique ny farany avy eto dago.Nenjehan'nypolice ry zareo fa nanimba zvt nahita hazo telo izy ka samy nihanika,ka ilay1nanao feom-boloky ny2 nanao feo gidro ary ny faha 3 nanao feon'omby.Naninona ary ilay faha3?
novalian'i rabegasy ny 08/07/2004 14:25
2. booboo ( 03/07/2004 18:49)
nanao meuuuuuuhhhhh !
3. lanto ( 03/07/2004 19:13)
tratra le fahatelo ! omby ve ho eny ambony hazo ?
4. kitjo ( 04/07/2004 08:33)
nanaonao foana
5. olly ( 04/07/2004 10:32)
lanto : yƩ hihihi
6. rabegasy ( 08/07/2004 14:25)
Satri tapaka ilay hazo dia nilatsaka teo aminny tany izy dia feona omby no nataony sady nandady izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0975